Faritanin' i Toliara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
Ny '''Faritanin'i Toliara''' dia anisan'ireo faritany enina eto [[Madagasikara]]. Izy no faritanin'i Madagasikara lehibe indrindra raha ny velarana no jerena; any amin'ny tapany atsimo-andrefan'ny [[nosy]] no misy azy; misy ny [[seranan-tsambo]] ao amin'ny [[lakandranon'i Mozambika]].
 
Ny anarana hoe ''Toliara'' dia anarana ofisialin'ilay tanàna nanomboka tamin'ny [[fanagasiana]] tamin'ny taona 1970 tamin'ny fanagasiana ny anaran-tanàna nitondra anarana frantsay, ny anaran-tanàna fotsiny no tena niova fa ny anaran-dalana mitovy ihany. 936 km miala ao Antananarivo no misy ny renivohiny, dia ny tanànan'i Toliara.
 
== Ny fizarany ==