Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-1:
[[Sary:Antananarivo Church.jpg|vignette|Katedralin'Antananarivo]]
Ny [[Eglizy Katolika Apostolika Romana (Madagasikara)|'''Eglizy''' '''KatolikaKatôlika''' '''ApostolikaApôstôlika''' '''RomanaRômanina''' eto Madagasikara]] dia isan'ny [[Fiangonana katolika]] maneran-tany izay eo ambany fitarihana ara-panahin'ny [[Papa]] ao RomaRôma. Misy mpivavaka maherin'ny 4.000.000 eo ho eo io fiangonana io, izany hoe iray ampahefatry ny mponin'ny Nosy. Misy [[arsidiosezy|arsidiôsezy]] dimy sy [[diosezy|diôsezy]] iraika amby roapolo ny eto Madagasikara. Fivavahana voalohany eto Madagasikara ny Fiangonana katolikakatôlika raha ny habetsahan'ny mpino no jerena. Mampiavaka ny Fiangonana katolikakatôlika koa ireo trano fiangonana goavam-be izay nalana tahaka indrindra tamin'ny fiangonana vahiny amin'ny endriny sy ny bikany. Marihina fa misy [[lakroa]] avokoa ny Fiangonana katolikakatôlika.
 
Ny trano fiangonana katolikakatôlika tranainy indrindra eto madagasikaraMadagasikara dia ao amin'ny nosy [[Sainte Marie]] tokony ho 150 km ao ampita avaratr'i [[Toamasina]].
 
== Ny tantarany ==
 
==== Faha mpanjaka ====
Ny fivavahana katolika dia nentin'ny misiônera tamin'ny taona efa taloha be teto Madagasikara. Ny [[katolisisma|katôlisisma]] dia efa nisy nitondra teto amin'ny Nosy hatramin'ny faran'ny taonjato faha-16, sady efa nisy ny nanandrana nanao asa misiona tamin'ny taona 1540 avy eo tamin'ny nahatongavan'ireo [[Dominikana (katolisisma)|DominikanaDôminikanina]] tamin'ny taona 1580 ary ny [[Zezoita]] tamin'ny taona 1610. Tsy nahitam-pahombiazana kely izany raha tsy tany amin'ny taona 1642.
 
Tonga ny moanina (na monka) [[lazarista]] tamin'ny taona 1643 ka niforona tamin'ny taona 1643 no naorin'ny Papa [[Orbano VIII]] ny Prefektiora ApostolikanApôstolikan'i Madagasikara. Nofaranan'izy ireo anefa ny misionany aty Madagasikara tamin'ny taona 1674 noho ny haratsian'ny toetany sy ny tsy fitiavan'ny mponina azy ireo.
 
Maro ireo misionera katolikakatôlika frantsay novonoina tamin'ny taona 1674 ary taorian'io dia norarana ny fivavahana katolika tamin'ny fanombohan'ny taonjato faha-19. Maty [[martira]] tamin'ny taona 1832 i Henri de Solages ary heverina fa rain'ny Fiangonana katolikakatôlika malagasy izy. Misy toerana fanaovana [[fivahiniana masina]] natokana ho azy ny ao [[Toamasina]]<ref><small>Claire Le Moine, "[https://www.la-croix.com/Religion/Actualite/L-Eglise-de-Madagascar-veut-creer-un-lieu-de-pelerinage-national-2014-01-28-1097725 L’Église de Madagascar veut créer un lieu de pèlerinage national]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.la-croix.com%2FReligion%2FActualite%2FL-Eglise-de-Madagascar-veut-creer-un-lieu-de-pelerinage-national-2014-01-28-1097725 tahiry]], tao amin'ny ''La Croix'', 28 Janoary 2014 (notsidihina 19 Aogositra 2017).</small></ref>.
 
Niorina tamin'ny taona 1844 ny Misiona Zezoita eto Madagasikara (frantsay: ''Mission Jésuite de Madagascar'') ary ny trano fiangonana voalohany dia niorina tamin'ny taona 1857<ref><small>"[http://saintemarie-tourisme.mg/news/nosy-boraha-decouverte-la-premiere-eglise-catholique-de-madagascar/ Nosy Boraha découverte : la première église catholique de Madagascar]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fsaintemarie-tourisme.mg%2Fnews%2Fnosy-boraha-decouverte-la-premiere-eglise-catholique-de-madagascar%2F tahiry]], ''Sainte-Marie tourisme'' (notsidihina ny 19 Aogositra 2017).</small></ref>. Tamin'ny taona 1861 dia nanomboka nihamaro ny mpino katolikakatôlika teto Madagasikara noho ny nanambaràn-d[[Radama II]] ny fahalalahan'ny fivavahana<ref><small>Pietro Lupo, [http://www.persee.fr/doc/outre_0300-9513_1986_num_73_270_2509 ''Catholiques malgaches de Tananarive et catholicisme à la fin du XIXe siècle'', vol. 73], Revue française d'histoire d'outre-mer, 1986 [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.persee.fr%2Fdoc%2Foutre_0300-9513_1986_num_73_270_2509 tahiry]].</small></ref>.
 
==== Faha fanjanahan-tany ====
Niroborobo tokoa ny Fiangonana katolikakatôlika teto Madagasikara tamin'ny andron'ny fanjanahan-tany na dia teo aza ny fandroahana ireo misionera frantsay. Ny andry niorenany moa dia ramatoa [[Victoire RASOAMANARIVO|Rasoamanarivo]] [[Victoire RASOAMANARIVO|Victoire]] (1848-1894), vehivavy nahery fo tokoa tamin'ny fijoroana vavolombelon'ny finoana. Tsy niasa irery anefa izy fa nampian'i [[Frera Louis Raphael RAFIRINGA|Frera Rafiringa Raphael Louis]] tamin'izany. Marihina fa izy ireo dia samy nasandratra ho [[Olontsambatra (katolisisma)|olontsambatra]] avokoa. Teo ihany koa ny fifaninanana tamin'ny [[Protestantisma eto Madagasikara|Fiangonana protestantaprôtestanta]] ka tsy mora tamin'ireo KatolikaKatôlika tany amboalohany ny nifikitra tamin'ny fiangonany.
 
Teo anelanelan'ny taona 1896 sy 1898 ny fiangonana katolikakatôlika dia nanomboka nametraka fandaminana ary tamin'ny taona 1925 dia afaka nisy ny fanosorana [[Pretra (katolika)|pretra]] teratany malagasy. Efa nahatratra 100 000 ny mpino katolikakatôlika tamin'ny taona 1900. Tamin'ny taona 1939 no voahosotra ny [[pretra]] malagasy voalohany, dia i Ignatius Ramarosandratana, izay nohosorana ho [[eveka]] tany [[Roma]], tamin'ny andron'ny Papa [[Pio XII]]. Tamin'ny taona 1947 dia novonoin'ny mpitondra politika tamin'izay ny katekista [[Lucien Botovasoa]] <ref><small>[https://www.ofmcap.org/it/documenti-ofmcap/cause-in-corso/cause-extra-ordine/404-lucien-botovasoa-1908-1947-n-prot-2998 Lucien Botovasoa (1908-1947)]</small></ref> <ref><small>[http://press.vatican.va/content/salastampa/it/bollettino/pubblico/2017/05/04/0295/00670.html Promulgazione di Decreti della Congregazione delle Cause dei Santi]</small></ref>. Tamin'ny taona 1969 dia nanana ny [[Kardinaly|kardinali]]<nowiki/>ny manokana amin'izay ny Fiangonana katolikakatôlika eto Magadasikara, dia tsy iza fa i Jérôme Louis Rakotomalala.
 
==== Fahaleovanten'i Madagasikara ====
Naorin'ny Papa [[Joany XXIII]] ny Nonsiatora ApostolikaApôstôlika teto Madagasikara tamin'ny 23 Septambra 1960. Nitsangana ny [[Fiombonan'ny Fiangonana Kristiana eto Madagasikara]] (FFKM) tamin'ny taona 1980, izay nanery ny Fanjakana malagasy mba hanomboka hampihatra ny [[demokrasia|demôkrasia]] amin'izay tamin'ny taona 1991 tamin'ny alalan'ny fihetseham-bahoaka ka ny mpitarika tamin'izany fanovana izany dia ny Kardinaly Armand Gaétan Razafindratandra.
 
Namangy an'i Madagasikara ny Papa [[Joany Paoly II]] tamin'ny taona 1989 ary ny kardinaly Pietro Parolin, Sekreteram-Panjakana ao [[Vatikàna]], dia nitsidika an'Antananarivo tamin'ny taona 2017<ref><small>"[https://madagascar-tribune.com/L-eglise-catholique-en-plein-dans,22813.html L’église catholique en plein dans la politique"] [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=https%3A%2F%2Fmadagascar-tribune.com%2FL-eglise-catholique-en-plein-dans%2C22813.html tahiry]], 23 Janoary 2017 (notsidihina ny 19 Aogositra 2017).</small></ref>
 
Tamin'ny taona 2017 dia nitsikera ny fanaovana politikapôlitika nisy hatrizay teto Madagasikara ny Fiangonana katolikakatôlika ka betsaka ny fanafihana nahazo ireo toeram-pitokanana sy ny fikambana pretra<ref><small>"[http://www.rfi.fr/afrique/20170427-madagascar-attaques-contre-religieux-catholiques-multiplient-antsirabe Madagascar : les attaques contre des religieux catholiques se multiplient]" [[http://archive.wikiwix.com/cache/?url=http%3A%2F%2Fwww.rfi.fr%2Fafrique%2F20170427-madagascar-attaques-contre-religieux-catholiques-multiplient-antsirabe tahiry]], ''RFI'', 27 avril 2017 (notsidihina ny 19 Aogositra 2017)</small></ref>.
 
Ny solontenan'ny Papa eto Madagasikara, ny [[Nonsy apostolika|Nonsy ApostolikaApôstôlika]], hatramin'ny 13 Avrily 2015, dia ny Mgr Paolo Rocco Gualtieri<ref><small>''[http://press.vatican.va/content/salastampa/it/bollettino/pubblico/2015/04/13/0266/00579.html#nun Nomina del Nunzio Apostolico in Madagascar].'' In: ''Tägliches Bulletin.'' Presseamt des Heiligen Stuhls, 13 April 2015, (notsidihina ny 30. Mey 2015).</small></ref>.
 
== Statistika ==
Mitana anjara asa lehibe tokoa ny Fiangonana katolikakatôlika, indrindra eo amin'ny lafiny fahasalamana sy fanabeazana eto Madagasikara. Araka ny firaketan'ny Fiangonana tamin'ny 2003 dia nisy:
 
* akanin-jaza miisa 749 izay misahana zaza madinika miisa 44167;
Andalana faha-36:
* sekoly ambaratonga faharoa miisa 372 izay ahitana mpianatra miisa 88 959<ref><small>„[http://www.fides.org/aree/news/newsdet.php?idnews=5183&lan=deu Die Rolle der katholischen Kirche im Bildungswesen in Madagaskar: zahlreiche Einrichtungen garantieren einen hohen Bildungsstandard]“, Fides, 11 Janoary 2009</small></ref>.
 
Tamin'ny faran'ny taona 2004 dia izao ny tarehimarika momba ny Eglizy katolikakatôlika eto Madagasikara:
 
*[[paroasy]] miisa 317;
Andalana faha-56:
== Rafitra ==
 
=== ArsidiosezyArsidiôsezy sy diosezydiôsezy ===
[[Sary:Antsirabe - église.JPG|vignette|296x296px|Katedralin'Antsirabe]]
Mizara ho [[arsidiosezy|arsidiôsezy]] dimy sy [[diosezy|diôsezy]] roa amby roapolo ny Eglizy katolika eto Madagasikara ka ireto avy izany:
 
==== ArsidiosezinArsidiôsezin'Antananarivo ====
 
* DiosezinDiôsezin'Antsirabe
* DiosezinDiôsezin'i Miarinarivo
* DiosezinDiôsezin'i Tsiroanomandidy
* DiosezinDiôsezin'i Maintirano
 
==== ArsidiosezinArsidiôsezin'Antsiranana ====
 
* DiosezinDiôsezin'Ambanja
* DiosezinDiôsezin'i Mahajanga
* DiosezinDiôsezin'i Port-Bergé
 
==== ArsidiosezinArsidiôsezin'i Fianarantsoa ====
 
* DiosezinDiôsezin<nowiki>''</nowiki>Ambositra
* DiosezinDiôsezin<nowiki>''</nowiki>i Farafangana
* DiosezinDiôsezin<nowiki>''</nowiki>Ihosy
* DiosezinDiôsezin<nowiki>''</nowiki>i Mananjary
 
==== ArsidiosezinArsidiôsezin'i Toamasina ====
 
* DiosezinDiôsezin'Ambatondrazaka
* DiosezinDiôsezin'i Fenoarivo-Atsinanana
* DiosezinDiôsezin'i Moramanga
 
==== ArsidiosezinArsidiôsezin'i Toliara ====
 
* DiosezinDiôsezin'i Morombe
*[[Diosezin'i Morondava|Diôsezin'i Morondava]]
* DiosezinDiôsezin'i Tôlagnaro
 
=== Ny mpitantana ===
Andalana faha-100:
*Kardinaly Tsarahazana Désiré
 
=== Ny Konferansa EpiskopalyEpiskôpaly ===
 
==== Filoha ====