Baiboly: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Biblia-1-.png|vignette|Baiboly|306x306px]]
Ny '''Baiboly''' dia ilay boky inoan'ny [[Kristianina|Kristiana]] sy ny [[Jiosy]] hofa [[Soratra Masina]] mirakitra ny tenin' Andriamanitra. Ny Baibolin'ny [[Jiosy]] na Baiboly hebreo, izay tsy ahitana afa-tsy ny [[Testamenta Taloha]], dia atao hoe [[Tanakh]]. Mizara roa lehibe ny Baiboly kristiana ka ny fizaràna voalohany, izay fitambaran'ireo boky voasoratra talohan'i [[Jesosy|Jesoa Kristy]], dia atao hoe Testamenta Taloha, fa ny fizaràna faharoa kosa, izay fitambaran'ireo boky voasoratra taorian'ny nahaterahan'i Jesoa Kristy, dia atao hoe [[Testamenta Vaovao]]. Ny fiangonana tsirairay dia mety hampiditra amin'ny fomba samy hafa ny boky ao amin'ny Baiboly.
 
== Fiforonan-teny ==