Janoary: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Sary
Andalana faha-2:
 
Ny Volana '''Janoary''' dia ny volana voalohany amin'ny [[Kalandrie gregoriana|kalandrie gregôriana]] sy [[Tetiandro joliana|joliana]].
[[Sary:Ciclo dei mesi, gennaio.jpg|thumb|200 px|Venceslao, 1390-1400, ''Janoary'']]
 
Avy amin'ny fiteny Latina hoe ''Januarius'', izay avy amin'ny anaran'ny [[Andriamanitra (anarana iombonana)|andriamanitra]] rômana iray Janus. Tamin'ny [[Andro Taloha]], izy no volana faha 11 anatin'ny [[kalandrie rômana]].