Limbo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Domenico Beccafumi 018.jpg|vignette|''Fidinan'i Kristy tany amin'ny Limbo'', sary nataon'i Domenico Beccafumi;]]
Ny '''limbo,''' ao amin'ny fivavahana katolika, dia [[foto-pampianarana]] mombakatolika nydia toe-javatra any an-koatra izay eo an-tsisin'ny [[fonenan'ny maty]]. Amin'ny heviny miitatra dia manondro ny toe-javatra anelanelany sy manjavozavo ao amin'ny tontolon'ny maty izany. Atao hoe ''limbus'' ny teny nohagasina hoe ''limbo'' amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]]. Tsy hita ao amin'ny [[Baiboly]] sady tsy hita koa ao amin'ny soratr'ireo [[Aban'ny Eglizy]] (na [[Rain'ny Fiangonana]]) ny hoe ''limbo''. Tamin'ny taonjato faha-13 io fampianarana io no nipoitra tao amin'ny fiheverana [[skolastika]], izay manavaka limbo roa, dia ny limbon'ny Patriarka (''limbus patrum'') sy ny limbon'ny zazakely (latina: ''limbus puerorum'').
 
== Karazana limbo ==