Fahagagana nataon' i Jesoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Nicolas Colombel - Christ Healing the Blind.jpg|vignette|361x361px|''Nampahiratra ilay teraka jamba i Jesoa,'' sary nataon'i Nicolas Colombel ]]
Ny f'''ahagagana nataon'i Jesoa''' dia ireo zava-niseho tsy araka ny lalànan'ny natiora izay notanterahin'i [[Jesoa]] araka ny [[Testamenta Vaovao]]. Araka ny voasoratra ao amin'ireo [[Evanjely]] dia nanao fahagagana i Jesoa ka nitana toerana lehibe izany. Nisy fanasitranana mahagaga sy [[famoahana demonia]] vokatry ny finoana. Nisy koa ny fanovana ny [[rano]] ho [[divay]] tamin'ny fampakaram-bady tao Kanà. Nisy ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fananganana amin'ny maty]] sahala amin'ny an'i [[Lazarosy avy any Betania|Lazarosy]] (na Lazara), ny fampitomboana ny mofo sy ny hazandrano.
 
Ny [[Evanjely]] dia ahitana karazana fahagagana telo notanterahin'i Jesoa, dia ny [[fandroahana fanahy ratsy]] sy ny fanasitranana aretina ary ny fanehoana zava-mahatalanjona eo amin'ny zavaboary <ref name=":0"><small>Funk, Robert W. and the Jesus Seminar. ''The acts of Jesus: the search for the authentic deeds of Jesus.'' HarperSanFrancisco. 1998. Introduction, p. 1–40</small></ref>. Ao amin'ny [[Evanjelin'i Joany]] dia antsoina hoe "famantarana" ny fahagagana sady io evanjely io dia manantitra ny asan'Andriamanitra izay ao ambadik'ireo fahagagana ireo<ref><small>William Temple, ''Readings in St John's Gospel'' (p. 33)</small></ref>. Ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia ny [[fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty]] no fahagagana lehibe indrindra ka io no ivon'ny finoan'ny Kristiana. Ao amin'ny Testamenta Vaovao i Jesoa dia manazava fa ny fahagagana dia tenteraka amin'ny alalan'ny finoana an' Andriamanitra, araka ny hita ao amin'ny [[Evanjelin'i Matio]] (Matio 17.20)<ref name=":0" /><ref><small>"''Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny fahakelezan'ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà erỳ , dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao''." (Matio 17.20).</small> </ref>.
 
== Lisitr'ireo fahagagana nataon'i Jesoa ==
{| class="wikitable"
|'''<small>Laharany</small>'''
|'''<small>Zava-nitranga</small>'''
|'''<small>Araka an' i Matio</small>'''
|'''<small>Araka an' i Marka</small>'''
|'''<small>Araka an'i Lioka</small>'''
|'''<small>Araka an'i Joany</small>'''
|-
|<small>1</small>
|<small>Fampakaram-bady tao kana</small>
|
|
|
|<small>Joa 2. 1-11</small>
|-
|<small>2</small>
|<small>Fanasitranana ilay lehilahy misy demonia tao Kafarnahoma</small>
|
|<small>Mar 1. 21-28</small>
|<small>Lio 4. 31-37</small>
|
|-
|<small>3</small>
|<small>Ilay jono mahagaga</small>
|
|
|<small>Lio 5. 1-11</small>
|
|-
|<small>4</small>
|<small>Fanaganan-kovelona tao Naina</small>
|
|
|<small>Lio 7. 11-17</small>
|
|-
|<small>5</small>
|<small>Fanasitranana lehilahy boka</small>
|<small>Mat 8. 1-4</small>
|<small>Mar 1. 40-45</small>
|<small>Lio 5. 12-16</small>
|
|-
|<small>6</small>
|<small>Fanasitranana ny mpanompon' ilay miaramila rômana</small>
|<small>Mat 8. 5-13</small>
|
|<small>Lio 7. 1-10</small>
|
|-
|<small>6</small>
|<small>Fanasitranana ny zanak' ilay manamboninahitra</small>
|
|
|
|<small>Joa 4. 46-54</small>
|-
|<small>7</small>
|<small>Fanasitranana ny rafozam-bavin'i Petera</small>
|<small>Mat 8. 14-15</small>
|<small>Mar 1. 29-34</small>
|<small>Lio 4. 38-41</small>
|
|-
|<small>8</small>
|<small>Fandroahana fanahy ratsy tao Kapernahoma</small>
|<small>Mat 8. 16-17</small>
|<small>Mar 1. 32-34</small>
|<small>Lio 4. 40-41</small>
|
|-
|<small>9</small>
|<small>Fampitsaharana ny rivo-mahery</small>
|<small>Mat 8. 23-27</small>
|<small>Mar 4. 35-41</small>
|<small>Lio 8. 22-25</small>
|
|-
|<small>10</small>
|<small>Fandroahana demonia tao amin'ireo Gadarebiana</small>
|<small>Mat 8. 28-34</small>
|<small>Mar 5. 1-20</small>
|<small>Lio 8. 26-39</small>
|
|-
|<small>11</small>
|<small>Fanasitranana ilay mararin'ny paralisisa</small>
|<small>Mat 9. 1-8</small>
|<small>Mar 2. 1-12</small>
|<small>Lio 5. 17-26</small>
|
|-
|<small>12</small>
|<small>Fanaganan-kovelona ny zanaka vavin'i Jairo</small>
|<small>Mat 9. 18-26</small>
|<small>Mar 5. 21-43</small>
|<small>Lio 8. 40-56</small>
|
|-
|<small>13</small>
|<small>Fanasitranana ilay vehivavy very ra</small>
|<small>Mat 9. 20-22</small>
|<small>Mar 5. 24-34</small>
|<small>Lio 8. 43-48</small>
|
|-
|<small>14</small>
|<small>Fanasitranana ireo jamba roalahy</small>
|<small>Mat 9. 27-31</small>
|
|
|
|-
|<small>15</small>
|<small>Fanasitranana ilay olona misy demonia moana</small>
|<small>Mat 9. 32-34</small>
|
|
|
|-
|<small>16</small>
|<small>Fanasitranana tao amin'ny dobon'i Betesda</small>
|
|
|
|<small>Joa 5. 1-18</small>
|-
|<small>17</small>
|<small>Fanasitranana ilay lehilahy malemy tanana</small>
|<small>Mat 12. 9-13</small>
|<small>Mar 3. 1-6</small>
|<small>Lio 6. 6-11</small>
|
|-
|<small>18</small>
|<small>Fandroahana fanahy ratsy tamin'ilay jamba sy moana</small>
|<small>Mat 12. 22-28</small>
|<small>Mar 8. 20-30</small>
|<small>Lio 11. 14-23</small>
|
|-
|<small>19</small>
|<small>Fanasitranana ilay vehivavy mivoko-damosina</small>
|
|
|<small>Lio 13. 10-17</small>
|
|-
|<small>20</small>
|<small>Fampitomboana ny mofo hamokisana lehilahy miisa 5 000.</small>
|<small>Mat 14. 13-21</small>
|<small>Mar 6. 31-34</small>
|<small>Lio 9. 10-17</small>
|<small>Joa 6. 5-15</small>
|-
|<small>21</small>
|<small>Nitsangantsangana teny ambony rano i Jesoa</small>
|<small>Mat 14. 22-33</small>
|<small>Mar 6. 45-52</small>
|
|<small>Joa 6. 16-21</small>
|-
|<small>22</small>
|<small>Fanasitranana olona maro tao Genesareta</small>
|<small>Mat 14. 34-36</small>
|<small>Mar 6. 53-56</small>
|
|
|-
|<small>23</small>
|<small>Fanasitranana ny zanaka vavin'ilay vehivavy kanaanita</small>
|<small>Mat 15. 21-28</small>
|<small>Mar 7. 24-30</small>
|
|
|-
|<small>24</small>
|<small>Fanasitranana olona marenina tao Dekapolisy</small>
|
|<small>Mar 7. 31-37</small>
|
|
|-
|<small>25</small>
|<small>Fampitomboana ny isan'ny mofo hamokisana lehilahy miisa 4 000</small>
|<small>Mat 15. 32-39</small>
|<small>Mar 8. 1-9</small>
|
|
|-
|<small>26</small>
|<small>Fanasitranana ilay olona jamba tao Betsaida.</small>
|
|<small>Mar 8. 22-26</small>
|
|
|-
|<small>27</small>
|<small>Fiovan-tarehin'i Jesoa</small>
|<small>Mat 17. 1-13</small>
|<small>Mar 9. 2-13</small>
|<small>Lio 9. 28-36</small>
|
|-
|<small>28</small>
|<small>Fanasitranana ilay olona torantorana</small>
|<small>Mat 17. 14-21</small>
|<small>Mar 9. 14-29</small>
|<small>Lio 9. 37-49</small>
|
|-
|<small>29</small>
|<small>Ilay vola tao am-bavan'ny trondro</small>
|<small>Mat 17. 24-27</small>
|
|
|
|-
|<small>30</small>
|<small>Fanasitranana ilay lehilahy feno edema</small>
|
|
|<small>Lio 14. 1-6</small>
|
|-
|<small>31</small>
|<small>Fanasitranana ireo boka folo</small>
|
|
|<small>Lio 17. 11-19</small>
|
|-
|<small>32</small>
|<small>Fanasitranana ilay teraka jamba</small>
|
|
|
|<small>Joa 9. 1-12</small>
|-
|<small>33</small>
|<small>Fanasitranana ilay jamba (roa) teo akaikin'i Jerikô</small>
|<small>Mat 20. 29-34</small>
|<small>Mar 10. 46-52</small>
|<small>Lio 18. 35-43</small>
|
|-
|<small>34</small>
|<small>Fanaganan-kovelona an'i Lazara</small>
|
|
|
|<small>Joa 11. 1-44</small>
|-
|<small>35</small>
|<small>Ilay aviavy tsy namoa</small>
|<small>Mat 21. 18-22</small>
|<small>Mar 11. 12-14</small>
|
|
|-
|<small>36</small>
|<small>Fanasitranana ny sofin'ilay mpanompo</small>
|
|
|<small>Lio 22. 49-51</small>
|
|-
|<small>37</small>
|<small>Ilay jono mahagaga ao amin'ny Evanjelin'i Joany</small>
|
|
|
|<small>Joa 21. 1-24</small>
|}
 
== Loharano sy fanamarihana ==