Fahagagana nataon' i Jesoa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fahagagana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Nicolas Colombel - Christ Healing the Blind.jpg|vignette|361x361px|''Nampahiratra ilay teraka jamba i Jesoa,'' sary nataon'i Nicolas Colombel ]]
Ny f'''ahagagana nataon'i Jesoa''' dia ireo zava-niseho tsy araka ny lalànan'ny natiora izay notanterahin'i [[Jesoa]] araka ny [[Testamenta Vaovao]].
Ny f'''ahagagana nataon'i Jesoa''' dia ireo zava-niseho tsy araka ny lalànan'ny natiora izay notanterahin'i [[Jesoa]] araka ny [[Testamenta Vaovao]]. Araka ny voasoratra ao amin'ireo [[Evanjely]] dia nanao fahagagana i Jesoa ka nitana toerana lehibe izany. Nisy fanasitranana mahagaga sy [[famoahana demonia]] vokatry ny finoana. Nisy koa ny fanovana ny [[rano]] ho [[divay]] tamin'ny fampakaram-bady tao Kanà. Nisy ny [[Fitsanganan-ko velona (kristianisma)|fananganana amin'ny maty]] sahala amin'ny an'i [[Lazarosy avy any Betania|Lazarosy]] (na Lazara), ny fampitomboana ny mofo sy ny hazandrano.
 
Ny [[Evanjely]] dia ahitana karazana fahagagana telo notanterahin'i Jesoa, dia ny [[fandroahana fanahy ratsy]] sy ny fanasitranana aretina ary ny fanehoana zava-mahatalanjona eo amin'ny zavaboary <ref name=":0"><small>Funk, Robert W. and the Jesus Seminar. ''The acts of Jesus: the search for the authentic deeds of Jesus.'' HarperSanFrancisco. 1998. Introduction, p. 1–40</small></ref>. Ao amin'ny [[Evanjelin'i Joany]] dia antsoina hoe "famantarana" ny fahagagana sady io evanjely io dia manantitra ny asan'Andriamanitra izay ao ambadik'ireo fahagagana ireo<ref><small>William Temple, ''Readings in St John's Gospel'' (p. 33)</small></ref>. Ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] dia ny [[fitsanganan'i Jesoa tamin'ny maty]] no fahagagana lehibe indrindra ka io no ivon'ny finoan'ny Kristiana. Ao amin'ny Testamenta Vaovao i Jesoa dia manazava fa ny fahagagana dia tenteraka amin'ny alalan'ny finoana an' Andriamanitra, araka ny hita ao amin'ny [[Evanjelin'i Matio]] (Matio 17.20)<ref name=":0" />.
 
== Loharano sy fanamarihana ==