Fianakaviam-piteny aostrôaziatika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fianakaviam-piteny any Azia
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Lenguas austro-asiáticas.png|vignette|316x316px]]
Ny '''fiteny aostroaziatika''' dia fianakaviam-piteny any [[Azia Atsimo-Atsinanana]] sy ao amin'ny faritra atsinan'i [[India]]. ny teny hoe ''aostroaziatika'' dia avy amin'ny [[teny grika]] izay midika hoe "Azia Atsimo". Ny fiteny aostroaziatika dia miparitaka anaty erana misaratsaraka sady elanelanin'ny faritra itenanana fianakaviam-piteny hafa. Heverina ho fitenin'ny tompon-tany ao Azia Atsimo-Atsinanana sy ny atsinanan'i India ireo fiteny ireo noho izy ireo mety efa tao talohan'ireo [[fiteny tai-kaday]], [[fiteny aostroneziana]], [[fiteny sino-tibetàna]] ary [[fiteny indo-eoropeana]] izay nentin'ny mpiavy taty aoriana. Miisa any amin'ny 100 000 000 any ho any ny mpiteny aostroaziatika tamin'ny fiandohan'ny taonjato faha-21.
 
== Ny sampanan'ny fianakaviam-piteny aostroaziatika ==