Sahara: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Sahara satellite hires.jpg|vignette|363x363px|Sarin'i Sahara nalain'ny satelita avy eny ambony ]]
I '''Sahara''' dia tany efitra lehibe ao amin'ny tapany avaratr'i [[Afrika]] izay mivelatra avy any amin'ny [[Ranomasimbe Atlantika]] hatrany amin'ny [[Ranomasina Mena]], izy no tany efitra lehibe indrindra eto ambonin'ny tany izay manana sakany mirefy 1.500 km sy halava mirefy 5.200 km avy any atsinanana miankandrefana ary velerana 9.000.000 km2km<sup>2</sup>, ka ny 200.000 km2km<sup>2</sup> dia ahitana tany azo volena tsindraindray. Firenena iraika ambin'ny folo no mitsinjara an'i Sahara, dia i [[Maroka]] sy i [[Aljeria]] sy i [[Tonizia]] sy i [[Libia]] sy i [[Ejipta]] sy i [[Maoritania]] sy i [[Malý]] sy i [[Nijera]] sy i [[Tsady]] sy i [[Sodana|Sodàna]] ary i [[Sahara Andrefana]].
 
I Sahara dia atao hoe الصحراء الكبرى ''al-Ṣaḥrāʾ al-Kubrā'' amin'ny [[fiteny arabo]], fa ''ⵜⵉⵏⵉⵔⵉ / Tiniri'' na ''Tenere'' kosa amin'ny [[fiteny berbera]].
Andalana faha-19:
* [[Tandrok'i Afrika]]
* [[Sahara]]
* [[Sahara Andrefana]]
* [[Sahely]]