Eorôpa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
wmf:Resolution:Licensing policy - no source given for PD claim
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Andalana faha-2:
{{Kontinenta}}
 
I '''Eorôpa''' dia [[kontinenta]] hita manontolo ao amin'ny ila-bolantany avaratra sady manana ny ampahany be amin'ny taniny ao amin'ny ila-bolantany atsinanana, izay voafaritry ny kontinentan'i [[Azia]] avy ao atsinanana, ny [[Ranomasina Mediteranea]] avy ao atsimo, ny [[Ranomasimbe Atlantika]] sy ny [[Ranomasin'i Norvezy]] avy ao andrefana, ary ny [[Ranomasimbe Arktika]] avy ao avaratra i Eorôpa. Matetika dia zaraina ho faritra efatra i Eorôpa ka ahitana an'i [[Eorôpa Avaratra]], i [[Eorôpa Andrefana]], i [[Eorôpa Afovoany]], i [[Eorôpa Atsinanana]] ary i [[Eorôpa Atsimo]].
Ny [[Eoropa]] dia tenenina matetika fa anisan'ny [[kontinenta]] enina misy eto an-tany. Izy io dia ny [[faritra]] andrefan' [[Eorazia]], [[faritra]] avaratry ny kontinentan' [[Afrô-Eorazia]], arakaraky ny fomba fijery. Ny solonanarany dia koe « Tontolo Antitra », satria mifanohitra amin'ny « Tontolo Vao » (ny [[Amerika]]). Ao [[Eoropa]] dia misy kolontsaina maromaro manana fianjadiana ary lova iraisany.
 
NyI [[Eoropa]] dia tenenina matetika fa anisan'ny [[kontinenta]] enina misy eto an-tany. Izy io dia ny [[faritra]] andrefanandrefana amin'i [[Eorazia]], [[na faritra]] avaratryavaratra ao amin'ny kontinentan'i [[Afrô-Eorazia]], arakaraky ny fomba fijery. Ny solonanarany dia koe «hoe "Tontolo Antitra »", satria mifanohitra amin'ny « "Tontolo Vao »" (nyi [[Amerika]]). Ao [[Eoropa]] dia misy [[kolontsaina]] maromaro manana fianjadiana ary lova iraisany.
Ny [[Eoropa]] dia kontinenta faharoa kely indrindra eto an-tany amin'ny lafin'ny velarantaniny (10,18 tapitrisa [[kilometatra efa-mira]]), na 2%-n'ny velarana tontalin'ny tany na 6,8%-n'ny velarantany tontaliny. Misy [[firenena]] fimampolo ao Eoropa, ary ny [[Rosia]] no ngeza indrindra amin'ireo na amin'ny lafin'ny isam-ponina na amin'ny lafin'ny velarantaniny, ary ny Vatikana no [[firenena]] kely indrindra amin'ireo, na amin'ny lafin'ny isam-ponina na amin'ny lafin'ny [[velarantany]]. Ny [[Vatikana]] koa no [[firenena]] kely indrindra eto an-tany.
 
Ny [[Eoropa]] dia kontinenta faharoa kely indrindra eto an-tany amin'ny lafin'nylafiny velarantaninyvelarantany (10,18 tapitrisa [[kilometatra efa-mira]]km<sup>2</sup>), na 2%-n'ny velarana tontalinvelaran'ny tany maina na 6,8%-n'ny velarantanyvelarantan'ny tontaliny[[Tany]]. Misy [[firenena]] fimampolodimampolo ao EoropaEorôpa, ary nyi [[Rosia]] no ngeza indrindra amin'ireo na amin'ny lafin'nylafiny isamisa-poninamponina na amin'ny lafin'nylafiny velarantaninyvelarantany, ary ny Vatikana noi [[firenenaVatikàna]] no firenena kely indrindra amin'ireo, na amin'ny lafin'nylafiny isamisa-poninamponina na amin'ny lafin'nylafiny [[velarantany]]. NyI [[Vatikana]]Vatikàna koa no [[firenena]] kely indrindra eto an-tany.
Araka ny [[firenena]] mikambana, ny anajara ara-isam-ponin' [[Eoropa]] dia mety milatsaka ho 7% amin'ny 2050. Kanefa tamin'ny 1900, 25% no anjarany.
[[Sary:Paestum BW 2013-05-17 15-01-57.jpg|ankavanana|thumb|200px|Ny Tampolin' Apollo]]
 
Araka ny [[Firenena Mikambana]], dia mety milatsaka ho 7% ny tahan'ny isan'ny mponina ao Eorôpa amin'ny 2050 raha 25% izany tamin'ny taona 1900, 25%.
Any Eoropa, ny [[Grisy taloha]] no toerana nahaterahan'ny [[kolontsaina]] eoropeana. Nahazo lanja ny [[firenena]] eoropeana tamin'ny [[taonjato faha 16]], indrindra teo aorian'ny fitombohan'ny kôlônialisma. Teo anelanealn'ny [[taonjato faha 16]] sy ny [[taonjato faha 20]], ny hery eoropeana dia nanana zanatany tany [[Amerika]], indrindra tamin'ny [[taonjato faha 17]]-18, ny ankabeazann' [[Afrika]], ny [[Oseania]], ary ny singa avaratra sy atsimon' [[Azia]]. Ny Ady lehibe rehetra dia niainga avy tao Eoropa, nampahazo lanja ny [[Etazonia]] sy ny [[Vondrona Sovietika]] teo anivon'ny taonjato faha 20. Nandritry ny Ady mangatsiaka, voazara roa ny [[Eoropa]] : ny [[faritra]] andrefana dia ao amin'ny OTAN ary ny [[faritra]] atsinanana dia entin'ny Fifaneken'i [[Varsôvia]], nampidy ny Fiaro Vy na « Rideau de Fer » amin'ny [[teny frantsay]].
[[Sary:Paestum BW 2013-05-17 15-01-57.jpg|ankavanana|thumb|200px|Ny Tampolin'i Apollo]]
 
Any Eoropa, ny [[GrisyGresy taloha]] no toerana nahaterahan'ny [[kolontsaina]] eoropeanaeorôpeana. Nahazo lanja ny [[firenena]] eoropeanaeorôpeana tamin'ny [[taonjato faha -16]], indrindra teo aoriantaorian'ny fitombohanfiantombohan'ny kôlônialisma[[fanjanahan-tany]]. Teo anelanealn'ny [[taonjato faha -16]] sy ny [[taonjato faha -20]], ny heryfirenena eoropeanaeorôpeana dia nanana zanatany tany [[Amerika]], indrindra tamin'ny [[taonjato faha -17]] sy faha-18, tao amin'ny ankabeazannankabeazan'i [[Afrika]], nytao [[Oseania]], ary tao amin'ny singatapany avaratra sy atsimon'i [[Azia]]. Ny Ady lehibe rehetra dia niainga avy tao EoropaEorôpa, nampahazo lanja nyan'i [[Etazonia]] sy ny [[VondronaFiraisana SovietikaSôvietika]] teo anivon'ny taonjato faha 20. NandritryNandritra ny Ady mangatsiaka, dia voazara roa nyi [[Eoropa]] : ny [[faritra]] andrefana dia ao amin'ny OTAN ary ny [[faritra]] atsinanana dia entin'ny Fifaneken'i [[Varsôvia]], nampidy ny Fiaro Vy na « ("Rideau de Fer »" amin'ny [[teny frantsay]]).
 
== Jereo Koa ==