Fiteny soahily: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-7:
}}
 
Ny '''fiteny soahily''' (amin'ny fiteny soahily: ''kiswahili'') dia [[fiteny]] iaoao amin'ny vondrom-piteny [[Fiteny banto|bantoa]] izay tenenina eo amin'ny [[faritra atsinanan'i Afrika]], izay manafangaro teny afrikanina sy [[fiteny arabo]].
 
Ao amin'ny teny soahily dia ahitana fiovaovàna araka ny faritra. Ny atao hoe "fiteny soahily ofisialy", izay fampiasan'i [[Kenia]] ary [[Tanzania]] ary any [[Oganda]] dia teny soahily "tatsinanana", ary ny teny soahily tenenina any Oganda ary any amin'ny faritra atsinanan'ny [[Repoblika Demokratikan'i Kongo]], dia azo lazaina fa fiteny soahily tandrefana. Ao Kenia indray dia ahitana ny teny soahily mifangaro amin'ny teny anglisy izay antsoina hoe "[[fiteny sheng|sheng]]". Io fomba fitenenana soahily io dia ampiasain'ny tanora matetika eny amin'ny tanàn-dehibe.