Nzwani: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Anjouan topographic map-fr.svg|vignette|345x345px|Sarin-tanin'i Njoany]]
I '''Njoany''' na '''Anjoany''' dia [[nosy]] ao amin'ny [[tamba-nosin'i Kômôro]] ao amin'ny [[Lakandrano Mozambika]], izay fanjakana mizaka tena mitambatra amin'ny nosy hafa ka mamorona ny [[Firaisan'i Kômôro]]. I Mutsamudu no renivohiny ary misy mponina miisa 327 382 izy tamontamin'ny taona 2017. Mirefy 424 <abbr>km<sup>2</sup></abbr> ny velerany.
 
== Jereo koa ==