Kôrsa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
I '''Kôrsa''' na '''Kôrsika''' dia nosy ao atsimon'i [[Frantsa]] sady nosy fahefatra amin'ireo lehibe indrindra ao amin'ny [[Ranomasina Mediteranea]]. Atao hoe ''Corse'' izy amin'ny [[teny frantsay]], fa ''Corsica'' kosa amin'ny teny kôrsa sy [[teny italiana]] ary ''Còrsega'' amin'ny teny ligoriana.
 
Any amin'ny 170 km atsimon'i Frantsa no misy ny nosy Kôrsa. Manana velarana mirefy 8 680722 km<sup>2</sup> izy. Misy tangoron-tendrombohitra ny ao afovoany izay saika manerana ny andavan'ilay nosy avy any avaratra mianantsimo, ka mizara azy ho roa. Ny avo indrindra amin'izany izany dia ny tendrombohitra atao hoe Monte Cinto izay mahatratra 2 710 km. I Kôrsa dia vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana frantsay. Atao hoe ''Kôrsa'' na ''Kôrsikana'' ny mponina ao, izay miteny kôrsa, frantsay, italiana, grika, bonifasiana, ligora, ary galorey ny mponina ao.