Empira Ôtômàna: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Ottoman Empire 16-17th century-fr.svg|vignette|354x354px|Fara-fiitaran'ny Empira otomàna tamin'ny taonjato faha-16 sy faha-17.]]
Ny '''Fanjakana otomànaôtômàna''' na '''Empira otomànaôtômàna''' dia fanjakana na empira natsangan'ny fianakavia-mpanjakan'ny Torka ogozy, izay naharitra hatramin'ny fotoana aloha kelin'ny fipoahan'ny [[Ady Lehibe Voalohany]]. Teo anelanelan'ny taonjato faha-14 sy ny taona 1923 no nisian'izany fanjakana izany. Noravàn'ny OtomànaÔtômàna ny [[Seljokida|fanjakana seljokida]]<nowiki/>n'i [[Anatolia|Anatôlia]] sy ny [[Empira Bizantina|Empira bizantina]] mba hananganany ny Empira osmanly (na otomànaô

tômàna). Lasa empira ny soltanàsoltatanô otomanaôtomana taorian'ny fanafihan'ny Otomànaôtomàna an'i KonstantinoplaiôKonstantônôoisyla tamin'ny 1453.
 
Nanambatra ny herin'ny kalifata arabo sy ny tanjaky ny Bizantina io fanjakana io, ka lasa nampitohy kontinenta telo rehefa tafapaka tamin'ny fara tampon'ny tanjany. Niitatra hatrany [[Eoropa]] hatrany amin'ny sisin-tany manelanelana an'i [[Aotrisy]] amin'i [[Hongaria|Hongria]] sy any [[Azia]] hatrany [[Persia]], ka hatrany amin'ny morontsiraka adrefana sy atsinanan'ny [[Ranomasina Mena]] ary any amin'ny morontsiraky ny [[Ranomasina Mediteranea]] ao avaratr'i [[Afrika]].
 
Amin'ny [[Fiteny tiorka|teny tiorka]] otomanaôtômana dia atao hoe ''Devlet-i Aliyye-i Osmâniyye''; fa amin'ny teny teny tiorka ankehitriny kosa dia ''Osmanlı İmparatorluğu.''
 
Fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe ''Empira Tiorka'' na ''Torkia'' io Fanjakanafanjakana Islamikaislamika Sonitasonita noforonin'ny Torka ogozy tamin'ny fotoam-panjakan'i Osman I tao AnatoliaAnatôlia avaratra tamin'ny 1299.