Ptôlemaiôsy VII: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Coin of Ptolemy VII Neos Philopator (cropped).jpg|vignette|237x237px|Vola misy ny sarin'i Ptolemaiosy VII]]
I '''Ptolemaiosy VII''' na '''Ptolemaiosy VII Eopatora''' na '''Ptolemaiosy VII Neosy Filopatora''' dia faraonan[[faraona]]<nowiki/>n'i Egipta avy amin'ny [[fianakaviana lagida]]., izay nanjaka tamin'ny volana Jolay 145 tal. J.K. hatramin'ny taona 144 tal. J.K. Tamin'ny faha-13 taonany dia nifampizara ny fitondrana tamin-drainy izy ary lasa nandova ny fanjakana rehefa maty rainy tamin'ny taona 145 tal. J.K. Noho izany dia ny reniny no nisahana vonjimaika ny fanapahana ny fanjakana mandra-pahatanterahan'ny fanambadiany amin'i [[Ptolemaiosy VIII Evergetesy II Trifona]] rahalahin-drainy sady mpanjakan'i Kirena any Kirenaika. Te haka ny fiandrianfiandrianan'i Egipta i [[Ptolemaiosy VIII]] ka nampamono an'i Ptolemaiosy VII tamin'io taona io ihany. Ny mpahay tantara sasany dia mihevitra fa tsy azo lazaina ho tena nanjaka tokoa i Ptolemaiosy VII ka tsy tokony homena ilay anaram-boninahitra mitondra an'io laharana io. Izany no mety hahitana ny soratra hoe "Ptolemaiosy VII Evergetesy II Trifona" (misy ny laharana faha-VII fa tsy ny faha-VIII).
 
Zanaka lahy faharoan'i [[Ptolemaiosy VI Filometora]] tamin'i Kleopatra II Filometora Soteira izy. Amin'ny teny grika dia atao hoe Πτολεμαῖος Νέος Φιλοπάτωρ / ''Ptolemaĩos Néos Philopátōr'' izy, ka ny hoe ''Néos Philopátōr'' dia midika hoe "vaovao tian-drainy". Tsy tokony hafangaro amin'i Ptolemaiosy Eopatora rahalahiny i Ptolemaiosy VII Eopatora.