Fiteny indô-eorôpeanina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
{{vangovango|fiteny}}
[[Sary:Indo-European branches map.svg|vignette|376x376px|Fitsinjarànan'ireo fiteny indô-eorôpeana ao amin'ny tany nipoirany]]
 
Ny '''fiteny indô-eorôpeanina''' dia fiteny ivondronan'ny fiteny any [[Eorôpa]] sy any [[India]]. Misy 1 000 eo ny isan'ny fiteny avy amin'io fiteny io. Misy olona 3 lavitrisa no miteny amin'ny fiteny indô-eorôpeanina. Fianakaviam-piteny tenenina maneran-tany izy ireo, izay ahitana ny [[fiteny albaney]], ny [[fiteny armeniana]], ny vondrom-piteny [[Fiteny balto-slava|balto-slava]], [[Fiteny seltikakeltika|seltikakeltika]], [[Fiteny jermanika|jermanika]], [[Fiteny helenika|helenika]], [[Fiteny indo-iraniana|indô-iraniana]], [[Fiteny italika|italika]] (isan'izany ireo [[fiteny rômana]]), ary vondrom-piteny maty roa, dia ny vondrom-piteny [[Fiteny anatoliana|anatoliana]] (isan'izany ny [[fiteny hitita]]) sy ny vondrom-piteny [[Fiteny tokariana|tokariana]]. Ankehitriny dia misy 6 tapitrisa ny olona miteny indô-eorôpeanaeorôpeanina.
[[Sary:IndoEuropeanTree.svg|thumb|300px|Fiteny Indô-eorôpeanina]]
 
Andalana faha-10:
 
=== Ny vondrom-piteny tôkariana ===
Ny vondrom-[[Fiteny tôkariana|piteny tôkariana]] na [[Fiteny agni-kotsy|agni-kotsy]] dia ahitana ireo fiteny maty telo, dia ny fiteny agneana sy ny fiteny kotseana ary ny fiteny kroraniana, izay notetenina tao amin'ny lemak'i Tarima tamin'ny taonarivo voalohany taor. <abbr>J.K.</abbr>, ao atsimion'ny faritra mizakatenan'i Xinjiang any [[Sina]].
 
=== Ny vondrom-piteny balto-slava ===
Andalana faha-27:
 
=== Ny vondrom-piteny jermanika ===
Ny vondrom-[[Fiteny jermanika|piteny jermanika]] dia misampana telo, ka ahitana ireo fiteny jermanika atsinana (fiteny maty) sy ireo fiteny jermanika avaratra ary ireo fiteny jermanika andrefana.
 
* Fiteny jermanika atsinanana: fiteny gôtika sy fiteny jermanika maro hafa izay tsy misy mpiteny intsony.
Andalana faha-34:
 
=== Ny vondrom-piteny helenika ===
Ny vondrom-[[Fiteny helenika|piteny helenika]] dia ahitana ny fiteny mikeniana, ny fiteny arkadiana, ny fiteny kipriôta, ny fiteny pamfiliana, ny [[fiteny grika taloha]], ny [[fiteny grika kôine]], ny [[fiteny greka vaovao]], ny fiteny iôniana, ny fiteny beôtiana, ny fiteny lesbiana, ny fiteny tesaliana, ny fiteny makedôniana taloha, ny fiteny dôriana, ny fiteny eleana, ny fiteny etôliana, ny fiteny lôkriana ary ny fiteny fôkidiana.
 
=== Ny vondrom-piteny indô-iraniana ===
Ny vondrom-[[Fiteny indô-iraniana|piteny indô-iraniana]] dia ahitana ireo [[fiteny iraniana]] sy ireo [[Fiteny indo-ariana|fiteny indô-ariana]] ary ny fiteny noristany.
 
* Fiteny iranika: isan'izy ireo ny fiteny avestika, ny [[fiteny persiana taloha]], ny fiteny iraniana antenantenany, ny [[fiteny persana vaovao]], ny fiteny pastô (ao Afghanistàna), ny [[fiteny korda]], ny fiteny balotsy, ny fiteny skitiana, ny fiteny sarmatiana ary ny fiteny oseta.
Andalana faha-45:
 
=== Ny vondrom-piteny italika ===
Mizara ho sampana telo ny vondrom-[[Fiteny italika|piteny italika]], dia ireo [[fiteny latiniana]] (na [[Fiteny latino-faliska|latino-faliska]]) sy ireo [[fiteny ôsko-ômbriana]].
 
* Fiteny latiniana na latino-faliska, izay ahitana ny [[fiteny latina]], ny fiteny faliska, ireo [[fiteny rômana]] (fiteny sarda, [[fiteny romaniana]], fiteny dalmatika, [[fiteny italiana]], [[fiteny espaniola]], [[fiteny ladino]], [[Fiteny portogey|fiteny pôrtogey]], [[fiteny frantsay]], [[fiteny ôksitana]], [[Fiteny katalàna|fiteny katalana]], [[Fiteny romantsa|fiteny rômantsa]], [[fiteny ladîna]], fiteny friôlana), sns.