Sosa: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tanàna tamin'ny Andro Taloha
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:King's apartments Apadana Susa.jpg|vignette|372x372px|Nanitsy]]
I '''Sosa''' na '''Sosàna''' na '''Soza''' dia tanàna fahiny tao amin'ny [[Elamita]] sy ny vahoaka niaina teo alohany, tao amin'ny [[Empira persiana]] voalohany, ny [[Seleokida]], ny Partiana, ary ny Emlpira[[Empira sasanida]] tao Iràna, sady iray amin'ireo tanàna nanana ny maha izy azy tao amin'ny faritra [[Atsinanana Afovoany]] tamin'ny [[Andro Taloha]]. Ao amin'ireo tendrombohitra ivan'i Zargos any amin'ny 250 km atsinanan'ny Renirano [[Tigrisy]], eo anelanelan'ny Karkheh sy ny reniranon'i Dez no nisy azy. Ny toerana niorenany amin'izao dia ahitana havoana granita telo izay mivelatra eo amin'ny faritra mirefy 1 km2km<sup>2</sup>, fantatra amin'ny hoe havoana Apadana sy havoana Acropolis ary havoana Ville Royale. Ny tanàna iraniana vaovao atao hoe Shush dia hita eo amin'ny toerana nirorenanniorenan'i Sosa. I Shush dia ampitovina amin'i Sosàna (''Shushan''), izay lazaina ao amin'ny [[Bokin'i Estera]] sy ny boky hafa ao amin'ny [[Baiboly]] koa.
 
Amin'ny [[teny persiana]] dia atao hoe ''Shush'', fa amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] dia atao hoe שׁוּשָׁן / ''Shushān'' ary amin'ny [[Fiteny siriaka|teny siriaka]] kosa dia atao hoe ܫܘܫ‎ / ''Shush''. aminAmin'ny teny persiana afovoany dia atao hoe ''Sūsh'' na ''Shūs''. Amin'ny teny persiana taloha dia ''Tsūshā''.