Akemenesy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Mpanjaka persiana akemenida
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''Akemenesy''' no mpanorina ny fianakavia-mpanjaka (dinastia) [[Akemenida]]. Hita ao amin'ny sora-tsokitr'i BehistunBehistona, izay nataon'i [[Dariosy I]] na Dariosa I sora-tononina, ny anarany izay lazain'i Dariosy fa razamben'ny mpanjakan'i Asàna (''Heshan'' na ''Ashan'') rehetra sy an'ny mpanjakan'i [[Persia]] rehetra. I [[Teispesy]] (grika: Τεΐσπης / ''Teispês'') no zanany izay mpanjaka voalohan'i Asàna. Amin'ny [[teny persiana]] dia atao hoe ''Hakhâmanish'', izy, fa amin'ny [[teny grika]] kosa dia Αχαιμένης / ''Akhaimenês.''
 
== Jereo koa ==
 
* Ireo mpanjaka persiana [[akemenida]]: [[Akemenesy]] - [[Teispesy]] - [[Kirosy I]] - [[Ariaramnesy]] - [[Kambisesy I]] - [[Arsamesy]] - [[Kirosy II Lehibe]] - [[Kambisesy II]] - [[Bardià]] - [[Dariosy I]] - [[Kserksesy I]] - [[Artakserksesy I]] - [[Kserksesy II]] - [[Sôgdianosy]] - [[Dariosy II]] - [[Artakserksesy II]] - [[Artakserksesy III]] - [[Arsesy]] - [[Dariosy III]].
* [[Akemenida]]
* [[Persia]]
 
<br />