Sindo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Indus ho Sindo i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
NyI [[Indus]]'''Sindo''' na '''Indosy''' na '''Indo''' (izay fantatra amban'ny anarany '''Sindh''' na '''Sindhu''' tamin'ny [[Andro Taloha|andro taloha]], dia [[renirano]] any [[Pakistana|Pakistàna]] nanome ny anarany an'i [[India]]. Ny loharanony dia any amin'ny tendrimbohitry nytendrombohitra [[Himalaya]] ary mizotra makany atsimo andrefana izy. Anisan'ny renirano inoana ho masina any India nyi IndusSindo, miaraka amin'ny [[Gange]]. Ao amin'ny [[Ranomasin'nyi OmanOmàna]] izy no mirarakamivarina.
 
== Jeografia ==
[[Sary:Indus.A2002274.0610.1km.jpg|250px|ankavanana|Thumb|Ny renirano Indus]]
 
Ny loharanon'i [[Indus|Indosy]] dia any [[TibetTibeta]], ao amin'ny tangorombohitra [[Kailās]] na [[Gangri]]. Manomboka mitondra ny anarany nyi IndusIndosy eo amin'ny sakeli-drano dranon'ny renirano [[Sengge]] sy ny renirano [[Gar]] midina amin'ny [[Himalaya]]. Mandalo any avaratra andrefana nyi IndusIndosy, ary miampita nyan'i [[Kashmira]] any atsimon'ny tangorombohitry nytangorombohitr'i [[Karakoram]], ary midina any atsimo izy, miala amin'ny vohitra ny [[Peshawar]] sy [[Rawalpindi]] izy. Eo amin'io fairtrafaitra io, misy Barazytohadrano mampisy tahirin-dranindranon'i [[Tarbela]]. Azo andehanan'ny [[sambo]] ilay renirano eo amin'ny vinanindranonvinanin'ny [[renirano Kaboul]].
 
Manaraka ny tany lemaky ny [[Penjab]] sy ny Sind ny Indus, ary mandeha moramora kokoa izy. Miampita ny tananan'i [[Hyderābād]] izy ary miraraka ao amin'ny ranomasin'i Oman, manao [[vavarano]] mivelatra 7 700 {{km2}} eo am-pirarahana, any atsimo andrefan'i [[Karāchi]] ny misy ilay varavaro. Ankehitriny, anisan'ny [[faritra]] ekolojika indrindra eto an-tany.
 
Manaraka ny tany lemaky nylemak'i [[Penjab]] sy ny an'i Sind nyi IndusIndosy, ary mandeha moramora kokoa izy. Miampita ny tananantanànan'i [[Hyderābād]] izy ary mirarakamivarina ao amin'ny ranomasin'i OmanOmàna, manao [[vavarano]] mivelatra 7 700 {{km2}} eo am-pirarahanapirvarinana, any atsimo andrefan'i [[Karāchi]] ny misy ilay varavaro. Ankehitriny, anisan'ny [[faritra]] ekolojika indrindra eto an-tany i Sindo.
 
[[sokajy:Renirano any Azia]]