Antiôkia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
I '''[[Antiokia]]''' na '''Antiôka''' dia tanàna manan-tantara miorina eo amoron'ny renirano Oronta akaikin'ny tanànan'i Antakya ao [[Torkia]]. Tamin'ny andron'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]] sy taoriany dia lasa ivon-toeran'ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] tany ivelan'i [[Palestina]] ilay tanàna. Ao no niaingan'ny fitondrana landy. Nanomboka tamin'ny taonjato faha-6 dia maro ireo firenena nifandimby namabo an'i Antiokia:
 
* babon'ny [[Persia|Persiana]] izy tamin'ny taona 540 taor. J.K.;
Andalana faha-13:
 
=== I Antiokia tamin'ny andron'ny Seleokida ===
Naorin'i Seleokosy I Nikatora tamin'ny taona 300 tal. J.K. i Antiokia. I Seleokos[[Seleokosy I]] no nandimby an'i [[Aleksandra Lehibe]]. Natao hoe ''Antiokia'' ny anaran'ilay tanàna ho fahatsiarovana sy ho fanomezam-boninahira an'i [[Antiokosy IV Epifanesy|Antiokosy]] sady lasa renivohitr'i [[Siria (faritra)|Siria]] tao amin'ny Empira seleokida. ''Ἀντιόχεια'' / ''Antiokheia'' ("tananan'i Antiokosy") no fiantsoana azy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]], izay midika hoe "tananan'i Antiokosy".
 
Ny tantara momba ny fomban'ireo [[Barbariana]], araka an'i Jean Malas<ref><small>Jean Malalas, ''Chronographie'', <abbr>pp.</abbr> 199-204 (éd. Dindorf).</small></ref> dia manazava fa tamin'ny fanorenana ilay tanana dia nisy fanaovana sorona olona, dia zazavavy atao hoe Aimatê. Izy no lasa andriamanibavin'ny tanàna ary nanorenan'i Seleokosy toera-masina isan'ny lehibe indrindra.
Andalana faha-24:
Babon'ny Romana i Antiokia tamin'ny taona 64 tal. J.K. ka nanamboarany tempoly sy lapa ary toeram-pilalaovana tantara an-tsehatra sy lalan-drano mihantona ary lalana vita amin'ny rafitra marbra.
 
Taorian'ny fahazoa'i Pompey[[Pompeio]] an'i Antiokia tamin'ny taona 64 taor. J.K. dia lasa renivohitry ny faritanin'i Siria io tanàna io. Natao hoe "Satroboninahitry ny Tany Antsinanana" i Antiokia. Tamin'ny nitondran'i [[Tiberio (emperora)|Tiberio]] dia nisy mponina eo amin'ny 500 000 i Antiokia sady lasa tanan-dehibe fahatelo teo amin'ny Empira romana aorian'i Roma sy i Aleksandria.
 
Maro ireo emperora nifandimby izay nanamboatra toera-masina sy tempoly ho an'ny andriamaniny, ao koa ireo nanamboatra toeram-piandroana rano mafana, ny nanamboatra lalana anaty tanàna, sary vongana ho an'ireo andriamaniny, lapa sns. tao Antiokia. Matetika i Antiokia no lasa toeram-ponenana sy fialan-tsasatry ny emperora.