Sampam-piteny jermanika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Fiteny jermanika ho Sampam-piteny jermanika i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''[[fiteny jermanika]]''' dia sampan'ny fianakaviam-pitenin'nypiteny [[fiteny indo-eoropeana|indo-eoropeana]] izay teraky ny proto-jermanika. Ny vahoaka jermanika, izay nonina tao amin'ny ampahany avaratra-atsinanan'ny [[Empira Romana|Empira romana]] taloha, no miteny azy hatramin'izay nisiany. maroMaro ny zavatra iombonan'ireo fiteny jermanika ireo ka isan'izany ny fiovam-panonona nahazo ireo renifeo araka ny fikarohan'i Grim sy Verner azy; ao koa ny voambolana izay ahitana [[fototeny]] tsy indo-eoropeana.
 
Ny fiteny jermanika be mpiteny indrindra dia ireo ao amin'ny sampana andrefana dia ny [[fiteny anglisy]] sy ny [[Fiteny alemana|fiteny alemàna]] sy ny [[Fiteny nerlandey|fiteny neerlandey]] ary ireo fiteny skandinaviana toy ny [[Fiteny soedoa|fiteny soedoà]] sy danoà ary norveziana.