Tesalônika: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Tanàna tamin'ny Andro Taloha
 
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
I '''Tesalonika''' dia tanàna ao Grisia izay renivohitry ny distrikan'i Tesalonika akehitriny, miorina ao amin'ny sisinenysisin'ny Helodrano Termaîka. Renivohitry ny sisin-tanin'i Makedonia afovoany ao amin'i Makedonia grika io tanàna io amin'izao fotoana izao sady diosezy itsinjaram-pahefan'i Makedonia -Traka.
 
Amin'ny [[teny grika]] dia atao hoe ''Θεσσαλονίκη'' / ''Thessalonikê'' (na ''Thessalonitsi'' amin'ny fanononana grika vaovao) na ''Σαλονίκη'' / ''Salonikê'' (na ''Salonitsi'' amin'ny fanononana grika vaovao) io tanàna io. Amin'ny [[teny slava]] izy dia atao hoe ''Солун'' / ''Solun'', amin'ny [[Fiteny jodeo-espaniola|teny jodeo-espaniola]] (fiteny ladino) dia סלוניקה / ''Salonika'', ary amin'ny [[teny romaniana]] dia ''Sãruna.'' Amin'ny [[teny torka]] izy dia atao hoe ''Selanik.''