Teôzôfia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Filozofia sy fivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
[[Sary:Emb logo.png|vignette]]
Ny '''teozofia''' dia fomba fiainana ara-[[Filôzôfia|pilozofia]] sy ara-pivavahana, ary endrika manokan'ny fikatsahana ara-panahy, izay midika ara-piforonan-teny hoe "fahedren'Andriamanitra". Ny teny hoe ''teozofia'' dia manana heviny roa miavaka tsara. Ny voalohany dia manondro vondrom-pampianarana ezoterika nandritra ny [[Andro Taloha]] sady mety mbola nitohy fisiana tany Andrefana, tamin'ny alalan'ny teozofia kristiana alemàna izay nampandrosoin'i Jakob Böhme tamin'ny taonjato faha-17. Ny faharoa dia ny "teozofian'ny andro ankehitriny" na "teozofisma", izay manonro ny Fikambanana teozofika.
Ny '''teozofia''' dia fomba fiainana ara-[[Filôzôfia|pilozofia]] sy ara-pivavahana, ary endrika manokan'ny fikatsahana ara-panahy ny fahalalana ny amin'Andriamanitra sy izao tontolo izao amin'ny alalan'ny fahatsapana mistika mivantana sy ny fametraham-panontaniana ara-pilozofia.
 
Io teny hoe teozofia io dia avy amin'ny [[teny grika]] hoe θεός / ''theos'' sy σοφία / ''sophia'', ka midika ara-piforonan-teny hoe "fahedren'Andriamanitra".
 
Ny '''teozofia''' dia fomba fiainana ara-[[Filôzôfia|pilozofia]] sy ara-pivavahana, ary endrika manokan'ny fikatsahana ara-panahy, izay midika ara-piforonan-teny hoe "fahedren'Andriamanitra". Ny teny hoe ''teozofia'' dia manana heviny roa miavaka tsara. Ny voalohany dia manondro vondrom-pampianarana ezoterika nandritra ny [[Andro Taloha]] sady mety mbola nitohy fisiana tany Andrefana, tamin'ny alalan'ny teozofia kristiana alemàna izay nampandrosoin'i Jakob Böhme tamin'ny taonjato faha-17. Ny faharoa dia ny "teozofian'ny andro ankehitriny" na "teozofisma", izay manonromanonDro ny Fikambanana teozofika.