Bôgômilisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fireahana gnostika kristiana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Andalana faha-1:
Ny '''bogomilisma''' dia fihetsiketsehana kristiana tsy nanaraka ny fampianaran'ny Fiangonana ofisialy niforona tamin'ny taonjato faha-10 izay efa tsy misy intsony ankehitriny., Avyizay nnorina ny fampianarany amin'ny anaran'lamin-kevitra [[Manikeisma|manikeana]] izay mampifanohitra ny pretraFahazavana polgara(na ataony hoeTsara) Bogomilamin'ny ioHaizina anarana(na io.ny NandrosoRatsy), taosady [[Bolgaria]]naka syampaham-pampianarana tao amin'ny [[SerbiaFilazantsara|Evanjeli]] ary tao<nowiki/>n'ny [[BosniaTestamenta Vaovao]] nyka bogomilismatsy sadymanaiky nisyny vokany[[Testamenta koaTaloha]] taoafa-tsy amin'ny kolontsain[[Bokin'ny olona tao amin'ireo [[BalkanaSalamo]]. Tsy mazava tsarasy ny fancraisan[[Bokin'ny emperora bizantinampaminany (Baiboly)|bokin'ny bogomilismampaminany]]. satriaNy indraindrayBogomila manamelokadia arynihevitra indraindray mampiasafa azy amin'ny tombontsoany.[[Famoronana Ny(finoana fiheveranasy [[Gnostisismafedrà)|gnostikafamoronana]], kristianaizay syheveriny nyfa [[manikeisma]]ratsy, nodia niantraika taminasan'ioilay fihetsiketsehanaAndriamanitra iomaizina, ka izanytsy nonandray niheverananjara tamin'nyizany Fiangonanailay katolikaAndriamanitra sytsara. Nifanohitra tamin'ny Fiangonana ortodoksaofisialy azyny hobogomilisma, [[fampianaran-diso]]manao na finoanfifehezan-disotena (herezia)hentitra nezahin'izy ireo, nofoananamitsipaka amin-kerisetra.ny Nyfampiasana bogomilismasary no(toy heverin'ny mpikarokafivavahana sasany fa mety nakanamin'ny [[katarisma]]lakroa nyindrindraindrindra) ampahanyary amin'nytsy fampianarany.mila Ankoatra izanytempoly, metymandà ny [[Paolisianisma|Paolisianasaramenta]] izaytelo niova(ny firenena[[batisa]] nasy noroahina avy anyny [[Armeniaeokaristia]] (Torkiaary Atsinananany ankehitriny) mankany Balkana tamin[[Sakramentan'ny taonjato faha-7 sy faha-9 no nampita ny fampianarana bogomila,fanambadiana|fanambadiana]]).
 
Avy amin'ny anaran'ny pretra polgara atao hoe Bogomil (izay midika hoe "sakaizan'Andriamanitra") io anarana io.
 
Nandroso tao [[Bolgaria]] sy tao [[Serbia]] ary tao [[Bosnia]] ny bogomilisma sady nisy vokany koa tao amin'ny kolontsain'ny olona tao amin'ireo [[Balkana]]. Tsy mazava tsara ny fancraisan'ny emperora bizantina ny bogomilisma satria indraindray manameloka ary indraindray mampiasa azy amin'ny tombontsoany. Ny fiheverana [[Gnostisisma|gnostika]] kristiana sy ny [[manikeisma]] no niantraika tamin'io fihetsiketsehana io, ka izany no niheveran'ny Fiangonana katolika sy ny Fiangonana ortodoksa azy ho [[fampianaran-diso]] na finoan-diso (herezia) nezahin'izy ireo nofoanana amin-kerisetra. Ny bogomilisma no heverin'ny mpikaroka sasany fa mety nakan'ny [[katarisma]] ny ampahany amin'ny fampianarany. Ankoatra izany, mety ny [[Paolisianisma|Paolisiana]] izay niova firenena na noroahina avy any [[Armenia]] (Torkia Atsinanana ankehitriny) mankany Balkana tamin'ny taonjato faha-7 sy faha-9 no nampita ny fampianarana bogomila.