Sobstansa (teôlôjia): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
Ny teny hoe '''sobstansa''' dia teny ampiasaina ao amin'ny teolojia kristiana hiresahana momba ny fifandraisan'ny [[Andriamanitra Ray|Ray]] sy ny [[Zanak'Andriamanitra (kristianisma)|Zanaka]] ary ny [[Fanahy Masina]]. Teny nohagasina avy amin'ny [[teny latina]] hoe ''substantia'', izay nampiasaina tao amin'ny Fiangonana tandrefana miteny latina, ny hoe ''sobstansa''. Ny [[teny grika]] mifandraika aminy dia ny hoe ''οὐσία / ousίa'', izay nampiasaina tao amin'ny Fiangonana tatsinanana miteny grika. Manoloana io famaritana ny fifandraisan'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina io dia niseho ny firehana sy fampianarana samihafa toy ny [[hômôosisma]] sy ny [[hômôiosisma]] ary ny [[heterôosisma]] na [[anômeisma]].
 
== Hevi-teny sy dikan-teny ==