Fiteny aostrôneziana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Migraciones austronesias.png|400px|right|thumb]]
 
Ny '''fiteny aostroneziana''' (azo soratana koa ''aostronezianina'', miaraka amin'ny tsindrim-peo na tsia) dia ireo fiteny tenenina any [[Madagasikara]], any [[Azia Atsimo Andrefana]], ao amin'ny [[ranomasimbe Pasifika]] ary any [[Taiwan]]. Ny isan'ireo fiteny aostroneziana manerana izao tontolo izao doadia eo amin'ny 1 268, izany hoe vondrom-piteny faharoa amin'ny resaka isam-piteny, aorian'ny [[Fiteny nizero-kongoley|fiteny nizerôkongoley]].
 
Roa no isan'ny zana-tsokajin'ny fiteny asotroneziana: ny [[fiteny formôzana]], izay tenenina ao Taiwan;, arysy ny [[Fiteny malaio-polineziana|fiteny malay polinezianina]] any amin'ny toerana hafa ankohatr'i Taiwan.
 
{{vangovango}}