Fianakaviambem-piteny nizerô-kôngôley: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-1:
Ny '''fiteny nizero-kongoley''' dia vondrom-pianakaviam-piteny afrikana maro mpiteny indrindra sady miparitaka amim-beleran-tany midadasika indrindra. Ny ankamaroan'ny fiteny afrikana dia ao amin'io fianakaviam-piteny io, izay ahitana fiteny miisa 1525, izany hoe 21%n'ny fiteny maneran-tany ka izy no mitana ny laharana voalohany raha ny isan'ny fiteny ao aminy no heverina. Olona miisa any amin'ny 459.000.000 any ho any no miteny amin'ny fiteny nizero-kongoley, izany hoe ny 7%n'ny mponina maneran-tany, ka ny antsasak'ireo fiteny ireo dia tenenin'ny olona miisa tsy latsaky ny 29.000 isaky ny fiteny avy. Miavaka ny fiteny nizero-kongoley amin'ny fisian'ny [[Kilasin'anarana (fitsipiteny)|kilasin'anarana]]. Isan'ny fiteny nizero-kongoley, ohatra, ny [[fiteny ioroba]] sy ny [[fiteny igbo]] sy ny [[fiteny oôlôfo]] ary ny [[fiteny soahily]].
 
== Jereo koa ==
Fianakaviam-piteny ao Afrika:
 
* [[Fianakaviam-piteny nilo-sahariana]]
* [[Fianakaviam-piteny afro-aziatika]]
* [[Fianakaviam-piteny nizero-kongoley]]
* [[Vondrom-piteny koizàna]]