Hena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Legobot (dinika | fandraisan'anjara)
k Bot: Migrating 105 interwiki links, now provided by Wikidata on d:q10990 (translate me)
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:FoodMeat.jpg|240px339x339px|ankavanana|thumb|hena]]
 
Ny atao hoe '''hena''' dia ireo sakafo izay misy hozatra, miaraka amina tavin-kena, ra, fitatitra, tsinay na jabora. Izy io dia mety vokatry ny fiompiana na vokatry ny fihazana. Ny fihinanana hena dia iadian-kevitra ary tsindraindray mifady hena ny kolontsaina na ny finoana sasany. Azo raisina ohatra izao ny mozilmana na ny jiosy samy mifady henan-kisoa fa tsy mifady hena hafa, raha vao vonoina araka ny fombany ilay biby.
 
== DikaFamaritana ara-dalàna ==
 
Araka ny fikambanana iraisam-pirenen'ny fahasalaman'ny biby, ny hena dia ireo zavatra rehetra azo hoanina amin'ny biby. Araka ny fitsipika eoropeana, ny hena dia ireo zavatra azo hoanina amin'ny biby, miaraka amin'ny ra. Ambaran'ny fikambanana iraisam-pirenen'ny fahasalamana fa "biby izay mampinono na manana atody, ary koa ny tantely."