Angady: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Poizina (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy votoatiny
Andalana faha-1:
[[Sary:Spade.jpg|vignette|Angady kely fampiasa amin'ny tany be tanimanga sy angady fampiasa amin'ny tany be fasika|413x413px]]Ny '''angady''' dia fitaovan'ny mpiasa tany izay ampiasainy hamadibadihana sy hampahalemy ny tany ao amin'ny velarana kely. Ampiasaina mba hampahalemy ny tany mety mahatratra any amin'ny 35 sm amin'ny famadibadihana ny nofon-tany. Ny angady dia misy lelany metaly (vy, tsỳ, sns) ary tahony hazo na plastika na metaly koa indraindray.
 
Ny famadibadihana ny tany dia ahafahana mlandevina ny zezika mba hahabetsaka ny poti-javamananaina ny tany. Manampy amin'ny fanapahana ny fakan-javamaniry sy amin'ny fanongotana ny legioma sasany (karaoty, poarô) koa ny angady.
<br />