Famonjena: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''famonjena''' dia ny fiarovana na fanafahana na fanavotana ny [[Fanahin'olombelona|fanahin'ny olombelona]] amin' ny [[fahotana]] sy amin' ny vokatr' izany mba hahafahany ho [[Fiainana mandrakizay|velona mandrakizay]] fa tsy ny fanamelohana mandrakizay. Ny famonjena dia heverina fa vokatry ny [[Fahasoavana (finoana)|fahasoavan]]' Andriamanitra (azon' ny olona tsy mendrika izany), na vokatry ny [[Safidy malalaky ny olombelona|safidy malalakymalalaka]] sy ny ezaky ny olona samirery (azon' ny olona noho ny fahamendrehany), na vokatry ny fikambanan' ny fahasoavan' Andriamanitra sy ny ezaka ataon' ny olombelona. Tsy mitovy ny fiheveran' ny fivavahana samihafa ny atao hoe ''famonjena''.
 
== Jereo koa ==