Fitsanganan-ko velona (kristianisma): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Thelezifor dia namindra ny pejy Fitsanganan-kovelona (kristianisma) any amin'i Fitsanganan-ko velona (kristianisma) ary nanitsaka fihodinana
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:RaisingofLazarusBloch.jpg|vignette|283x283px|''Fananganana an'i Lazarosy amin'ny maty'', nataon'i Boloch.]]
Ny '''fitsanganan'''-'''kovelonako velona''' na '''fitsanganana''' '''amin'ny''' '''maty''' dia ny fiverenan' ny efa maty ho amin' ny fiainana indray. Isan' ireo finoana lehiben' ny [[Kristianisma|Kristiana]] ny fitsangana-ko velona. Ny fitsanganan' ny maty ho velona dia midika fa haharitra any amin' ny tontolo hafa ny fiainana ka mifandray amin' ny [[fitsarana farany]] hataon' Andriamanitra amin' ny olona rehetra izany. Ny olona nanao ny tsara araka ny didin' Andriamanitra fahavelony sy voavela heloka dia hitsangana ho amin' ny fiainana ao amin' ny [[Fanjakan'Andriamanitra]] izay torin' ny irak' Andriamanitra indrindra ny [[Mesia]]. Ireo olona nanao ny ratsy sy tsy nibebaka dia halefa any amin' ny [[gehena]] na ny [[helo]]. Roa ihany ny olona fantatra araka ny [[Baiboly]] fa nanangana olona tamin'ny maty, dia i [[Elia]] mpaminany sy i [[Jesosy]] Kristy.
 
=== Ao amin'ny Testamenta Taloha ===