Alahadin' ny Sampan-kazo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Andalana faha-2:
Ny '''Alahadin'ny Sampan-kazo''' na '''Alahadin'ny Sampan-drofia''' ao amin'ny [[tetiandro litorjika kristiana]] dia ny Alahady mialoha ny [[Alahadin'ny Paska]] sady fidirana ao amin'ny [[Herinandro Masina]].
 
Ahatsiarovana zava-nitranga roa ny Alahadin'ny sampanSampan-kazo: ny voalohany dia ny fidiran'i Jesoa amin' ny fomba manetriketrika tao Jerosalema izay nihobian' ny vahoaka azy tamin' ny fanofahofana sampan-drofia sady namelaran' izy ireo lamba mba handalovany, izay tantaraina ao amin' ny [[Evanjely|Evanjely efatra]] ao amin'ny [[Testamenta Vaovao]] ao amin'ny [[Baiboly]]; ny faharoa dia ny Fiaretan'i Kristy sy ny fahafatesany teo amin'ny faeohazo fijaliana, izany no iantsoana io fahatsiarovana io ankehitriny hoe "fankalazana ny Sampan-kazo sy ny Fiaretana" na "fankalazana ny Sampan-drofia sy ny Pasiona".
 
Hatramin'ny [[Konsily Vatikàna II]] no niantsoana azy io hoe "Alahadin'ny Sampan-kazo". Taloha sy tamin'ny endrika tridentinan[[Konsily tao Tridentio|tridentina]]<nowiki/>n'ny fombam-pivavahana romana dia natao hoe "Alahady faharoa amin'ny Pasiona na Alahadin'ny SampmanSampan-kazo" izy.