Herinandro Masina: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Aucun résumé des modifications |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:Última Cena - Juan de Juanes.jpg|vignette|366x366px|''Fiaraha-misakafo farany'', sary nataon'i Juan de Juanes, 1562.]]
Ny '''Herinandro Masina''', amin'ny Kristiana, dia ny herinandro mialoha ny [[Paska]] (na Paka) sady ampahany farany amin'ny fari-potoan'ny [[Karemy]]. Ahatsiarovana ny Fiaretan'i Kristy fijaliana ny Herinandro
Ny Herinandro masina dia ahitana lanonana litorjika izay tsy hita raha tsy indray mandeha monja anatin'ny taona. Ny voalohany amin'izany dia ny Alahadin'ny Sampan-kazo na Alahadin'ny Sampan-drofia.
|