Fiainan-tsi-hita: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Rohy
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
kAucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Fra Angelico 024.jpg|vignette|325x325px|Fidinan'i Jesosy tany amin'ny fiainan-tsy hita]]
Ny '''fiainan-tsy hita''' na '''helotoeran'ny maty''' dia toerana itoeran'misy ny olona na ny zava-manana aina hafa aorian'ny fahafatesana. Amin'ny heviny mifintina dia toaranatoerana anasaziana mandrakizay ny olona voaozona ny fiainan-tsy hita (ka atao hoe '''helo''' koa).
 
Ny [[foto-pampianarana]] sy ny [[tenim-pinoana]] momba ny fisian'ny fiainan-tsy hita dia nateraky ny foto-kevitra mitaky ny fanamarinana ny fahamarinan' Andriamanitra amin'ny fitsarana, izay misy ifandraisany amin'ny fahatsapan'ny olona ny fisian'ny asa sy toetra ratsy izay tsy ampy sazy nandritra ny fiainan'izay nanatanteraka izany asa ratsy izany na nanana izany toetra ratsy izany.
 
Niely tamin'ny [[Andro Taloha]] sady hita amin'ny ankamaroan'ny fivavahana eto amin'izao tontolo izao ny finoana ny fiainan-tsy hita. Ny famaritana ny fiainan-tsy hita dia miovaova arakaraka ny fivavahana ary indraindray anaovana fivoasana samihafa ao amin' ny fivavahana iray. Ao amin' ny [[bodisma]] , ohatra, dia toetran' ny [[Fanahin'ny vatana|fanahi]]<nowiki/>n' ny olona itambesaran' ny faniriana sy ny fahamaizam-po ny fiainan-tsy hita.
 
== Fiforonan-teny ==