Jakôba zanak' i Zebedeo: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Jakoba zanak'i Zebedio ho Jakoba zanak'i Zebedeo i Thelezifor
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:Guido Reni - Saint James the Greater - Google Art Project.jpg|vignette|''I Jakoba Zokiny'' - nataon'i Guido Reni tanelanelan'ny taona 1636 sy 1638. ]]
I '''Jakoba zanak'i ZebedioZebedeo''' na [['''Jakoba zanak'i Zebedio|''' na '''Jakoba zanak'i Zebede''' na '''Jakoba''' '''Zokiny''']] dia iray amin'ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianatr'i]] Jesoa roa ambin'ny folo lahy. [[Jiosy]] avy any Galilia[[Galilea (faritra)|Galilea]] izy. Rahalahiny i [[Jaona apostoly|Joany apostoly]].
 
== Ny anarana ==
Atao hoe koa ''Jakoba Zokiny'' (na ''Jakoba Lehibe'') izy sady rahalahin'i Joany zanak'i ZebedioZebedeo. ''Ἰάκωβος / Iakôbos'' no fiantsoana azy amin'ny teny grika. יַעֲקֹב‬ /''Yaʿqob'' no fiantsoana azy amin'ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]]. Izy roa lahy ireo dia antsoina koa hoe ''Boanergés'' izay midika hoe "zana-baratra". Tsy afangaro amin'i [[Jakoba zanak'i Alfeo]] i Jakoba zanak'i ZebedioZebedeo. Tsy nanoratra epistily i Jakoba zanak'i ZebedioZebedeo. Tsy izy no nanoratra ny [[Epistily nosoratan'i Jakoba|Epistilin'i Jakoba]].
 
== I Jaona zanak'i ZebedioZebedeo araka ny Baiboly ==
I Jakoba zanak'i Zebedio na Jakoba Zandriny dia voaresaka ao amin'ny [[Filazantsara sinoptika|Evanjely sinoptika]] (ohatra ao amin'ny Marka 3.17; Matio 10.2; Lioka 6.14) sy ao amin'ny Asan'ny Apostoly (Asa 1.13)<ref name=":0"><small>André Benoit, « Les personnages de l'Évangile nommés Jacques », in Pierre Geoltrain (dir.), ''Aux origines du christianisme'', Folio/Histoire, 2000 (<nowiki>ISBN 978-2-07-041114-6</nowiki>), p. 246-250.</small></ref>. Rahalahin'i [[Jaona apostoly|Joany apostoly]] izy ary izy roa dia samy atao hoe ''Boanergesy'', izay midika hoe "zana-baratra" araka ny [[Filazantsara araka an'i Marka|Evanjelin'i Marka]] (Mar. 3.17). Ity evanjjeky tranainy indrindra ity dia maneho azy roa ho mpanjono tao amin'ny Farihin'i Tiberiada (na Tiberiasy) nefa namela ny sambokeliny mba hanaraka an'i Jesoa, izany dia voatantara koa ao amin'ny [[Filazantsara araka an'i Matio|Evanjelin'i Matio]] sy ny [[Filazantsara araka an'i Lioka|an'i Lioka]]<ref name=":0" />.
 
Andalana faha-13:
* [[Apostoly roa ambin'ny folo|Apostoly]]
* [[Alfeo]]
* Zebedeo
* [[Zebedio]]
*[[Jakoba zanak'i Alfeo]]