Patmôsy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
[[Sary:FIELD(1885) p047 THE ISLAND OF PATMOS.jpg|vignette|308x308px|Ny nosy Patmosy, sary tamin'ny taona 1885.]]
I '''Patmosy''' na '''Patmo''' dia nosin'i [[Gresy]] ao amin'ny [[Ranomasina Egea]] ao amin'ny ilany avaratry ny tangoro-nosin'i Dodekanesa (grika: Δωδεκάνησα / ''Dōdekánēsa''). I Patmosy dia hita ao akaikin'ny morontsiraka torka, ao atsimon'ny nosy Samosy. Manana velarana 34 km<sup>2</sup>, ary misy mponina 2 400 eo ho eo tamin'ny taona 1991. Atao hoe Πάτμος / ''Patmos'' izy amin'ny [[Fiteny grika|teny grika]].
 
== Jeografia ==