Anjara asa (fitsipiteny): Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-43:
Tsy ny [[Mpanao (fitsipiteny)|mpanao]] ny asa na ny tompon-toetra ihany no azo atao lazaina. Raha ovana [[Fitodika (fitsipiteny)|fitodika]] ny fehezanteny dia mety ho ny teny misahana ny anjara asa iharana na [[Toe-javatra (fitsipiteny)|toe-javatra]] no lasa lazaina ka ilay teny nisahana ny anjara asa lazaina teo aloha lasa fameno (jereo: [[fameno mpanao]]). Arakaraka ny fiteny na ny fahafahan'ny fiteny dia azo atao lazaina ny teny ilazana ny iharan'ny asa na ny toe-javatra (fotona, antony, vokany sns).
 
=== FamenoNy fameno ===
Ny [[Fameno (fitsipiteny)|fameno]] dia anjara asan'ny teny na andian-teny miankina amin'ny teny na andian-teny iray hafa ao anaty fehezanteny na tarika.