Groenlanda: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-2:
[[Sary:Greenland (orthographic projection).svg|200px|right|thumb|Sarintany maneho ny toerana misy an'i Groenlanda (loko maitso)]]
 
I '''Groenlanda''' na '''Grinlandy''' (izay azo adika hoe "Tanimaitso" amin'ny [[fiteny malagasy]] araka ny anarany amin'ny [[fiteny danoa]]), na ''Kalallit Nunaat'' amin'ny [[fiteny kalalisota]], dia nosy iray ao ao amin'ny [[Ranomasimbe Arktika]]. Faritany mizaka-tenan'i Danemarka io faritra io; ka noho izany na dia any [[Amerika Avaratra]] aza no misy an'ilay nosy, dia an'i [[Eoropa]] izy.
 
Fito arivo sy dimy alina no isan'ny mponina miaina any Groenlanda. Ny fiteny kalalisota no teny ofisialy ary i [[Nuuk]] no renivohitra.