Taona: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-27:
 
==== Taona ao amin'ny tetiandro malagasy manara-bolana sy masoadro ====
Misy ny tetiandro malagasy tsy tena manara-bolana fa manara-bolana sy masoandro izay mampifanandrify ny volana [[Alahamady]] amin'ny fari-potoana ao amin'ny volana Marsa sy Avrily. Misy 354 na 355 ny iray taona nefa mety ho lasa 383 na 384 na 385 izany vokatry ny fampifanandrifiana ny fiantombohan'ny volana [[Alahamady]] amin'ny tsinam-bolana akaiky ny 21 Marsa.
 
== Jereo koa: ==
Andalana faha-37:
* [[Herinandro]]
* [[Andro]]
*[[Tetiandro]]