Ora: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Gnomon--21juin.gif|vignette|315x315px|Famantaranora mampiasa aloka]]
Ny '''ora''' dia ventim-pandrefesam-potoana lehibebe ihany, izay maharitra 60 [[Minitra (fotoana)|minitra]] na 3600 [[segondra]]. Misy 24 ora ny ao anatin'ny [[andro]] iray. Ankehitriny dia amin'ny misasakalina no misy ny ora 0 na 24 ora, ary amin'ny mitataovovonana no misy ny amin'ny 12 ora.