Segondra: Fahasamihafan'ny versiona
Contenu supprimé Contenu ajouté
Aucun résumé des modifications |
Nanisy sary |
||
Andalana faha-1:
[[Sary:1 Munite Clock.gif|vignette|253x253px|1 minitra = 60 segondra]]
Ny '''segondra''' (eva [[SI]]: '''s'''),
Ny segondra dia singam-potoanan'ny andro. Ny segondra iray dia 1/86400 andro (satria 1/24×60×60). Fa tamin'ny taonjato faha 19-20, ny fandinihana ara-[[Hainkintana|kainkintana]] dia milaza fa mihalava ny salan'ny segondra, ary noho izany, tsy natao ho tsiahin'ny singam-potoana intsony ny fihodinan'ny tany. Amin'ny famataranandro atômika, azo atao no mamaritra ny segondra amin'ny alalan'ny fototoetran'ny natiora.
|