Fangitra ara-jeografia: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fanondroana toerana eto an-Tany
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
 
Andalana faha-1:
[[Sary:Latitude and Longitude of the Earth fr.svg|vignette|373x373px|Ny laharam-pehy sy ny lahara-jara hasina]]
Ny '''fangitra ara-jeografia''' dia ny [[fangitra]] amantarana ny teboka eto amin'ny [[Tany]] na ny [[Volana]] na ny [[planeta]] na ny [[bolan-danitra]] na zavatra hafa misy ny toerana iray, ka miisa telo ireo fangitra ireo, dia ny [[laharam-pehy]] sy ny [[laharan-jara hasina]] ary ny [[haavon-toerana]]. Matetika dia ampy ny roa voalohany hamantarana ny misy ny toerana iray eto ambonin'ny Tany, izay mety ho tanàna na faritra na zavatra hafa.