Pentateoka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
k Rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-2:
 
== Fiforonan-teny ==
Avy aminin'ny [[Fiteny grika|teny grika]] hoe ''πεντάτευχος'' / ''pentateukhos'' / ny hoe ''pentateoka''. Amin'ny [[Fiteny latina|teny latina]] izy dia atao hoe ''pentateuchus''. Izany dia entina manondro ilay ataon'ny [[Jiosy]] hoe "ny Dimy ampahadimin'ny Torah". Ny hoe "Boky dimin'i Mosesy" dia andian-teny nandikana ny [[Fiteny hebreo|teny hebreo]] izay midika ara-bakiteny hoe "dimy ampahadimin'ny Lalàna". Atao hoe koa "Lalàn'i Mosesy" na "Lalàn'i Moizy" io fitambaram-boky io. Izany dia fandikana ny teny hebreo hoe "''Tōraṯ Mōshe''".
 
== Ny boky ao amin'ny Pentateoka ==