Katekisma: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanitatra
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina sy rohy
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:La lecon de cathéchisme.jpg|vignette|400x400px|''Fampianarana katekisma'', sary nataon'i Jules-Alexis Muenier tamin'ny taona 1890.]]
Ny '''katekisma''' na '''katesizy''' dia fampianarana ny tahirim-pampianaram-pinoana kristiana ampiasaina ho fitaovana fototra amin' ny fitaizana ny ankizy sy ny tanora ary ny olon-dehibe mba hahalala ny hafatra kristiana sy mba hiaina araka ny maha kristiana azy.
 
Ny boky fianarana katekisma na katesizy voasoratra voaolohanyvoalohany indrindra anefa dia ilay nosoratan'i Alkoino tamin' ny taonjato faha-8. Narakarahin' ny fanoratana katekisma maro izany nandritra ny taonjato faha-9 ka isan' izany ny an' i Noktetr Labeo tao Saint-Gall any Soisa, sy ny an' i Otfried tany Weissenbourg any any Alzasy.
 
Nisy zavatra tsapan' i Lotera teo amin' ny Kristiana notarihiny, izay azo ampiharina koa amin' ny Katolika: ny Kristiana tamin' ny taonjato faha-16 dia niaina tamin' ny finoana, namonjy fiangonana, nanana fomba fiaina ara-pitondrantena, nanao tonom-bavaka, nefa tsy nahalala izay nataony, tsy nanana teny ho enti-manazava ny finoany izy ireo. Koa ny katekisma na katesizy no nameno izany banga izany.
 
Ny Katolika dia nanaraka izany zavatra nataon' i Lotera izany ka namokatra katekismakatesizy, dia ny ''KatekismanKatesizin' i Canisius'' tamin' ny taona 1555 nandritra ny [[Konsily tao Trento]]Tridentio|Konsily (natao Tredento)Trendentio]], ary ny ''KatekismanKatesizin' i Bellarmin'' sy ny ''KatekismanKatesizin' ny Konsilin' i TrentoTrendentio'') taorian' ny Konsily tao TrentoTrendetio, sy katekismakatesizy maro hafa koa, ka ny [[pretra]] tamin' izany dia tsy maintsy mampianatra ny ankizy ao amin' ny paroasiny.
 
== Fiforonan-teny ==