Endolzansy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Zithal (dinika | fandraisan'anjara)
Tsipelina
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
Andalana faha-1:
[[Sary:Lorenzo Lotto 019.jpg|vignette|382x382px|Eveka katôlika mizara "endolzansy manontolo" amin'ny olona mandritra ny fotoana mampisy loza lehibe. Sary nataon'i Lorenzo Lotto, Suardi, Italia, taona 1524.]]
Ny '''endolzansy''' na '''indolzansa''' na '''indolzansy''' na dia fanao ao amin'ny [[Fiangonana katolika romana]] izay mamela manontolo na ampahany eo anatrehan' Andriamanitra ny sazy (ataatao hoe "fivalozana") solon' ny fahotana efa nahazo famelana.
 
Ny manampahefana ao amin' ny Fiangonana no manome ny endolzansy ary izany dia heverina fa endrika isehoan' ny fanelanelanana ny mpino amin' Andriamanitra, izay angatahin' ny Fiangonana iray manontolo amin' ny alalan' ny [[litorjia]] sy ny [[vavaka]] ataony, mba hampisy fampihavanana ny iray amin'ireo mpinonympino ao aminy izay mbola velona na efa maty.
 
Raha fanao matetika ny manome endolzansy tamin' ny andro fahiny dia mbola misy izany amin' izao fotoana izao na dia mahalana kokoa.
 
== Tantaran'ny endolzansy ==