Vavaka: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Fifandraisana amin'ny masina ivavahana
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Theophile Lybaert - Old Flanders.jpeg|vignette|312x312px|''Vaviantitra mivavaka'', sary nataon'i Théophile Lybaert, taona 1915.]]
Ny '''vavaka''' dia sady fifandraisan' ny olona (na zavatra hafa afaka livavaka) amin' [[Andriamanitra]] (na zavatra hafa azo ivavahana) sy ny teny tononina enti-manatanteraka izany. Ny vavaka dia mety hataon'olon-tokana na mety iarahan'olona maro manatanteraka, mety ny fombam-pivavahana no mandidy izany na mety ho tonga hoazy ihany koa, mety hoheno ny vavaka nefa mety an'eritreritra ka mangina tsy heno. Nitana anjara asa lehibe teo amin'ny [[Jodaisma|fivavahan'ny Jiosy]] tamin'ny [[Andro Taloha]] ny vavaka ka ny [[Tempolin'i Jerosalema|Tempoly]] no trano natokana indrindra hanaovana izany. Niampita tamin'ny [[fivavahana kristiana]] koa izany fanao izany taty aoriana. Ny [[Miozolmàna]] sy ny fivavahana maro hafa koa dia manao tonom-bavaka.