Fivahiniana masina: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy rohy
Andalana faha-1:
[[Sary:Kaaba mirror edit jj.jpg|vignette|415x415px372x372px|Mpino silamo mpanao fivahiniana masina mandeha manodidina ny Kaaba any Maka.]]
Ny '''fivahiniana masina''' dia fandehanana lavitra izay tanterahin'ny mpivavakampino mankany amin'ny toerana na tanàna masina ho mariky ny fitiavam-bavaka.
 
== Fivahiniana masina atao amin' ny fivavahana abrahamika ==
 
=== Fivahiniana masina ataon' ny Hebreo sy Jiosy ===
Ny vahoaka hebreo koa dia nanao fivahiniana masina mankany Silô sy any Dana (ao [[Israely]] ankehitriny) sy any Betela (any Jordania ankehitriny).
 
=== Fivahiniana masina ataon' ny Silamompino silamo ===
Ny mpino silamo dia manao fivahiniana masina any Maka any [[Arabia Saodita]] ka zavatra tsy maintsy atao indraimandeha amin'ny androm-piainana izany raha misy ny hoenti-manana. Misy koa ny fivahiniana masina ataon'ny mpino silamo mankany amin'ireo fasan'ny olo-masina.
 
=== Fivahiniana masina kristiana ===
Ny fivahiniana masina natannataon'ny Kristiana voalohany dia mankany amin'ny toerana niaretan'i [[Jesoa Kristy]] ny fijaliany.
 
== Fivahiniana masina ataon' ny fivavahana hafa ==
 
=== Ny Egiptiana sy ny Persiana sy ny Grika ary ny Romana ===
Maro ireo fivavahana mamporisika ny fanaovana fivahiniana masinan ka isan'izany ny fivavahan' ny Egiptiana tamin' ny [[Andro Taloha]], ny fivavahan' ny Persiana tamin' ny vanimpotoana nivavaananivavahana tamin' i Mitra. Ny Grika sy ny Romana dia nanam-pahazarana mijery mpaminany ka nandeha nanontany ny mpaminany tany Delfa tanyany Grisia, ohatra.
 
=== Fivahiniana masina ataon' ny Hindoa ===
Ny Hindo[[Hindoisma|Hindoa]] koa dia manao fivahiniana masina mankany Benaresy (na Varanasy).