Fanasan'ny Tompo : Fahasamihafan'ny versiona roa

Tsipelina
(Tsipelina)
Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso Fanovana avy amin'ny finday Fiovana tamin'ny alalan'ny tranonkala finday Modification sur mobile avancée
 
Ny '''Fanasan'ny Tompo''' dia fomba manana ny maha izy azy ao amin' ny [[Kristianisma|fivavahana kristiana]] izay anamasinan' ny mpanao raharaham-piangonana (pastora sns.) ny mofo sy ny divay ary isotroana sy ihinanan' ny mpivavaka izany araka ny nandidian' i [[Jesosy|Jesosy Kristy]] tamin' ny niarahany misakafo farany tamin' ireo [[Apostoly roa ambin'ny folo|mpianany]] manao hoe: "Izao no ataovy ho fahatsiarovana ahy". Ny Protestanta no mampiasa io andrian-teny hoe "fanasan'ny Tompo" io, ka mitovy votoantin-javatra zavatra tondroina amin' ny teny hoe ''[[Eokaristia]]'' izay ampiasain' ny Katolika.
2 559

modifications