Endolzansy: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
k nanova ny anaran'i Indolzansa ho Endolzansy i Thelezifor : Natao amin'ny fanoratan'ny Katôlika malagasy azy
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Nanisy sary
Andalana faha-1:
[[Sary:Lorenzo Lotto 019.jpg|vignette|382x382px|Eveka katôlika mizara "endolzansy manontolo" amin'ny olona mandritra ny fotoana mampisy loza lehibe. Sary nataon'i Lorenzo Lotto, Suardi, Italia, taona 1524.]]
Ny '''endolzansy''' na '''indolzansa''' na '''indolzansy''' na dia fanao ao amin'ny [[Fiangonana katolika romana]] izay mamela manontolo na ampahany eo anatrehan'Andriamanitra ny sazy (ata hoe "fivalozana") solon'ny fahotana efa nahazo famelana.
 
Ligne 16 ⟶ 17 :
 
=== Fanamafisana ny fizarana endolzansy ===
[[Sary:Paolovi.jpg|vignette|239x239px|Ny papa Paoly VI (1897-1978)]]
Nanamafy ny maha zava-dehibe ny endolzansy tamin'ny [[Konsily natao tao Tredenta]] (na Trenta) ny Fiangonana katolika mba hanoherana an'i Lotera. Mitohy ny fanomezana endolzansy amin'izao andro izao, nefa notsorina ny fanaovana izany tamin'ny taona 1967, araka ny konstitosiona apostolika ''Indulgentiarum doctrina,'' nambaran'ny papa [[Paoly VI]], izay nametra ireo antonantony hahazoana endolzansy, ka navela ilay fifandanjan'ny endolzansy amin'ny halavam-potoana.