Foto-pampianarana: Fahasamihafan'ny versiona

Contenu supprimé Contenu ajouté
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Lamin-kevitra ampianarina
 
Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
Aucun résumé des modifications
Andalana faha-1:
Ny '''foto-pampianarana''' dia fitambaran'ny fiheverana momba ny lamin-kevitra apetraky ny mpanoratra na ny vondro-mpanoratra ho marina. Ny foto-pampianarana dia mety ho heverina indraindray ho mamitaka, tsara lahatra ka marina ivelany fotsiny, na tsy manome fahafahana hiady hevitra fa ekena tsotra izao ([[Teny finoana|dogmatika]]), arakaraka ny fiaviany izay mety ho ara-[[Fivavahana|pivavahana]] na ara-[[Fedrà|pedrà]]. Ny foto-pampianarana dia misy lafiny ara-pirehan-kevitra sady mety mahakasika ny politika, ny lalàna, ny toekarena, ny fivavahana, ny filozofia, ny siansa, ny fiarahamonina, ny tafika, sns.